FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w15 15/5 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
w15 15/5 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Mey 2015

© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

29 JONA 2015–5 JOLAY 2015

Miambena Satria Te Handrapaka Anao i Satana

PEJY 9 • HIRA: 54, 43

6-12 JOLAY 2015

Ho Vitanao ny Hanohitra An’i Satana sy Handresy Azy!

PEJY 14 • HIRA: 60, 100

13-19 JOLAY 2015

Toy ny Nahita An’ireo Zavatra Nampanantenaina Izy Ireo

PEJY 19 • HIRA: 81, 134

20-26 JOLAY 2015

Tahafo Ilay Nampanantena Fiainana Mandrakizay

PEJY 24 • HIRA: 12, 69

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Miambena Satria Te Handrapaka Anao i Satana

▪ Ho Vitanao ny Hanohitra An’i Satana sy Handresy Azy!

Ampitovin’ny Baiboly amin’ny liona mierona mitady haza harapaka i Satana. Mahery sy lozabe ary mpamitaka izy. Resahin’ireo lahatsoratra ireo hoe nahoana isika no tsy maintsy manohitra an’io fahavalo mampidi-doza io, ary inona no hanampy antsika tsy ho voafitany.

▪ Toy ny Nahita An’ireo Zavatra Nampanantenaina Izy Ireo

▪ Tahafo Ilay Nampanantena Fiainana Mandrakizay

Mahay maka sary an-tsaina ny zavatra mbola tsy niainantsika na hitantsika isika, ary mety hisaintsaina zavatra tsara na ratsy. Hiresaka olona maromaro ao amin’ny Baiboly ireo lahatsoratra ireo. Ho hitantsika ao fa ilaina ny mahay maka sary an-tsaina. Manampy antsika haneho finoana sy hanahaka an’i Jehovah izany, ka ho be fitiavana isika, ho tsara fanahy, hanana fahendrena, ary ho falifaly.

HO HITANAO ATO KOA

3 Mbola Tia An’i Jehovah toy ny Tamin’ny Voalohany Aho ka Nahavita Niaritra

29 Fanontanian’ny Mpamaky

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Rahalahy roa mampianatra Baiboly

ARMENIA

MPONINA

3 026 900

MPITORY

11 143

MPISAVA LALANA MAHARITRA

2 205
23 844

Avo roa heny mahery amin’ny isan’ny mpitory ny isan’ny mpanatrika ny Fahatsiarovana tamin’ny Aprily 2014

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara