Loha Hevitra ato Anatiny
Desambra 15, 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.
LAHATSORATRA FIANARANA
2-8 FEBROARY 2015
‘Mihainoa, ka Fantaro ny Hevitry ny Teniko’
9-15 FEBROARY 2015
‘Mahazo Tsara ny Hevitry ny Soratra Masina’ ve Ianao?
16-22 FEBROARY 2015
Andao Hiara-miatrika ny Faran’ity Tontolo Tranainy Ity
PEJY 22 • HIRA: 107, 29
23 FEBROARY 2015–1 MARTSA 2015
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ ‘Mihainoa, ka Fantaro ny Hevitry ny Teniko’
▪ ‘Mahazo Tsara ny Hevitry ny Soratra Masina’ ve Ianao?
Inona no hanampy antsika hahazo ny hevitry ny fanoharan’i Jesosy? Resahin’ireo lahatsoratra ireo ny fomba amakafakana ny fanoharana fito noresahin’i Jesosy sy ny fomba ampiharana ny lesona avy amin’izy ireny, rehefa eny amin’ny fanompoana.
▪ Andao Hiara-miatrika ny Faran’ity Tontolo Tranainy Ity
▪ Mankasitraka An’izay Nomena Anao ve Ianao?
Maro ny tanora tsy mieritreritra afa-tsy ny tenany. Nahoana ny tanora kristianina no tokony hiaraka amin’ny vahoakan’Andriamanitra? Misy ohatra tsara sy ratsy resahin’ireo lahatsoratra ireo. Hanampy ny tanora sy ny rehetra hanao safidy tsara izany.
FONONY: Faly ny olona sasany mitsangantsangana eo amin’ny torapasik’i Tamarindo, any amin’ny morontsirak’i Pasifika any Costa Rica, rehefa mahalala fa ho lasa Paradisa ny tany ary hikarakara sy hankafy izany isika
COSTA RICA
MPITORY
29 185
MPISAVA LALANA
2 858
Ny anaran’Andriamanitra hoe Jehovah:
Jéoba
amin’ny teny bribri
Jehová
amin’ny teny cabecar
Fiangonana roa sy antoko-mpitory roa no mampiasa ny teny bribri. Fiangonana telo sy antoko-mpitory efatra kosa no mampiasa ny teny cabecar. Samy tenim-paritra any Amerika ireo