FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w14 15/8 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
w14 15/8 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aogositra 2014

© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

29 SEPTAMBRA 2014–5 OKTOBRA 2014

Ny Anjara Asan’ny Vehivavy eo Amin’ny Fikasan’i Jehovah

PEJY 6 • HIRA: 86, 104

6-12 OKTOBRA 2014

Velona ny Tenin’Andriamanitra ka Ampiasao

PEJY 11 • HIRA: 114, 101

13-19 OKTOBRA 2014

Inona no Nataon’i Jehovah mba Hifandraisana Akaiky Amintsika?

PEJY 16 • HIRA: 51, 91

20-26 OKTOBRA 2014

Henoy ny Feon’i Jehovah na Aiza Ianao na Aiza

PEJY 21 • HIRA: 26, 89

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Ny Anjara Asan’ny Vehivavy eo Amin’ny Fikasan’i Jehovah

Horesahina ao ny vokatr’ilay fikomiana tao Edena, eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy. Hodinihina ao koa ny ohatra navelan’ireo vehivavy matahotra an’Andriamanitra fahiny, ary ny anjara asan’ny vehivavy kristianina eo amin’ny fikasan’Andriamanitra ankehitriny.

▪ Velona ny Tenin’Andriamanitra ka Ampiasao

Te hahita vokatra amin’ny fanompoana ny mpitory rehetra. Resahina ao hoe ahoana no azo ampiasana ny Baiboly sy ireo taratasy mivalona, mba hahafahana hanombo-dresaka sy hanohina ny fon’ny olona.

▪ Inona no Nataon’i Jehovah mba Hifandraisana Akaiky Amintsika?

Mila mifandray akaiky amin’ny Mpamorona isika. Ho hitantsika ao fa i Jehovah no nanao zavatra voalohany mba hifandraisantsika akaiky aminy. Manaporofo izany ny nanomezany antsika ny vidim-panavotana sy ny Teniny.

▪ Henoy ny Feon’i Jehovah na Aiza Ianao na Aiza

Mila mihaino izay lazain’i Jehovah isika, raha te handeha amin’ny lalan’ny fahamarinana. Resahina ao hoe ahoana no andrenesana foana ny feon’i Jehovah, na dia mamitaka aza i Satana sady mora manota isika. Aseho ao koa fa tena ilaina ny miresaka amin’Andriamanitra sy mihaino azy.

HO HITANAO ATO KOA

3 Mandray Sakafo “Amin’ny Fotoana Mety” ve Ianao?

26 ‘Miarena ary Ampaherezo ny Rahalahinao’

29 Fanontanian’ny Mpamaky

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Anabavy any Tel-Aviv, mitory amin’ny teny rosianina eny amin’ny toerana fitsangantsanganana eny amoron-dranomasina. Tazana eo ambadika ireo havoana ao Jaffa. Tanàna nisy seranan-tsambo izy io fahiny ary Jopa no anarany tamin’izany

ISRAELY

MPONINA

8 050 000

TAMPON’ISAN’NY MPITORY TAMIN’NY 2013

1 459

MPANATRIKA FAHATSIAROVANA TAMIN’NY 2013

2 671

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara