FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w13 15/7 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
w13 15/7 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jolay 2013

© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

2-8 SEPTAMBRA 2013

“Lazao Aminay hoe Rahoviana no Hitranga Izany”

PEJY 3 • HIRA: 128, 101

9-15 SEPTAMBRA 2013

“Homba Anareo Foana Aho”

PEJY 9 • HIRA: 30, 109

16-22 SEPTAMBRA 2013

Olona Vitsy Manome Sakafo Olona Maro

PEJY 15 • HIRA: 108, 117

23-29 SEPTAMBRA 2013

“Iza Tokoa moa Ilay Mpanompo Mendri-pitokisana sy Malina?”

PEJY 20 • HIRA: 107, 116

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ “Lazao Aminay hoe Rahoviana no Hitranga Izany”

▪ “Homba Anareo Foana Aho”

Manazava ny ampahany amin’ny Matio toko faha-24 sy 25 ireo lahatsoratra ireo. Misy fanazavana vaovao ao momba ny fotoana itrangan’ny zavatra sasany noresahin’i Jesosy ao amin’ilay faminaniany momba ny andro farany, sy ny fanoharany momba ny vary sy ny tsimparifary. Resahina ao koa ny soa raisintsika amin’izany.

▪ Olona Vitsy Manome Sakafo Olona Maro

▪ “Iza Tokoa moa Ilay Mpanompo Mendri-pitokisana sy Malina?”

Nampiasa olona vitsy mba hanome sakafo olona maro i Jesosy, na tamin’izy namahana vahoaka iray tamin’ny fomba mahagaga, na tamin’izy nanome sakafo ara-panahy ho an’ny mpanara-dia azy. Horesahina ao amin’ny lahatsoratra voalohany hoe iza ireo olona vitsy nampiasainy tamin’ny taonjato voalohany. Ny lahatsoratra faharoa kosa hanazava hoe iza ireo olona vitsy ampiasain’i Kristy ankehitriny.

HO HITANAO ATO KOA

26 Niampy Iray ny Rahalahy ao Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

27 Vonona Hanompo An’i Jehovah Foana Izahay na Aiza na Aiza

32 “Tsara Kosa Ilay Sary An!”

FONONY: Fitoriana isan-trano any Bukimba, any Rwanda

RWANDA

Ny ampahefatry ny Vavolombelon’i Jehovah any Rwanda no mpisava lalana, ary tena be zotom-po ny mpitory hafa satria mahavita adiny 20 eo ho eo isam-bolana

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

22 734

MPIANATRA BAIBOLY

52 123

MPANATRIKA FAHATSIAROVANA TAMIN’NY 2012

69 582

[Tabilao, pejy 2]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara