FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w13 15/2 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
w13 15/2 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Febroary 2013

© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

1-7 APRILY 2013

Inona avy ny Lovantsika Ara-panahy?

PEJY 3 • HIRA: 69, 28

8-14 APRILY 2013

Mankasitraka ny Lovantsika Ara-panahy ve Ianao?

PEJY 8 • HIRA: 22, 75

15-21 APRILY 2013

Mijanòna eo Amin’ilay Lohasaha Nataon’i Jehovah Hiarovana Antsika

PEJY 17 • HIRA: 133, 16

22-28 APRILY 2013

Aza Avela Hisy Hisakana Anao Tsy Hahazo Voninahitra Amin’i Jehovah

PEJY 25 • HIRA: 15, 61

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Inona avy ny Lovantsika Ara-panahy?

▪ Mankasitraka ny Lovantsika Ara-panahy ve Ianao?

Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny lafiny lehibe amin’ny lovantsika ara-panahy. Ho hitantsika ao fa niaro ny Teniny i Jehovah, nitahy an’ireo mampiasa ny anarany, ary niaro ny fahamarinana mba tsy hahatonga antsika hino zavatra diso.

▪ Mijanòna eo Amin’ilay Lohasaha Nataon’i Jehovah Hiarovana Antsika

Hazavaina ao hoe inona ilay lohasaha ao amin’ny Zakaria 14:4, ary nahoana isika no tokony hijanona ao amin’izy io. Hodinihina ao koa hoe inona ilay rano velona resahin’ny Zakaria 14:8, ary inona no soa raisintsika rehefa misotro azy io.

▪ Aza Avela Hisy Hisakana Anao Tsy Hahazo Voninahitra Amin’i Jehovah

Hovelabelarina ao hoe: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana ny voninahitra omen’i Jehovah ny olombelona? Inona no mety hisakana antsika tsy hahazo an’io voninahitra io? Ary nahoana no manampy ny hafa isika rehefa miezaka foana mba hahazo an’io voninahitra io?

HO HITANAO ATO KOA

13 Nandre ny Vaovao Tsara ny Mpiambina ny Mpanjaka

22 Mitandrema fa Mamitaka ny Fo

30 Havan’i Kaiafa Izy

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Anabavy mitory amin’ny vehivavy himba, any amin’ny faritra avaratrandrefan’i Namibia. Mpiandry omby mifindrafindra toerana ny foko himba. Hosoran’ny vehivavy himba zavatra misy vovo-bato mena ny volony sy ny hodiny

NAMIBIA

MPONINA

2 373 000

MPITORY

2 040

MPIANATRA BAIBOLY

4 192

□ MPITORY

■ MPIANATRA BAIBOLY

4,000

3,000

2,000

1,000

0

2006 2007 2008 2009 2010 2011 2012

[Tabilao, pejy 2]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara