FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/11 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/11 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Novambra 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

24-30 DESAMBRA 2012

“Ampianaro Hanao ny Sitraponao Aho”

PEJY 3 • HIRA: 69, 120

31 DESAMBRA 2012–6 JANOARY 2013

Nanetry Tena i Jesosy ka Modely ho Antsika

PEJY 10 • HIRA: 84, 82

7-13 JANOARY 2013

Aoka Ianao Hihevitra ny Tenanao ho toy ny “Kely Indrindra”

PEJY 15 • HIRA: 26, 68

14-20 JANOARY 2013

Mahasoa Anao ny Famelan-kelok’i Jehovah

PEJY 21 • HIRA: 67, 91

21-27 JANOARY 2013

Aoka Isika Hifamela Heloka Tanteraka

PEJY 26 • HIRA: 77, 118

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 3-7

Tena nanaja ny anaran’i Jehovah sy ny fikasany i Davida mpanjakan’ny Israely. Nahatakatra ny hevitra nofonosin’ny Lalàn’Andriamanitra koa izy, ary nivavaka mba hampianarin’i Jehovah hanao ny sitrapony. Hodinihina ao amin’io lahatsoratra io ireo hevitra ireo. Hanampy antsika izany hahita hoe nahoana isika no tokony hanana ny fomba fihevitr’i Jehovah foana.

LAHATSORATRA FIANARANA 2, 3 PEJY 10-19

Tokony hanetry tena ny tena Kristianina, satria mpanara-dia an’i Jesosy. Hodinihina ao amin’ilay lahatsoratra voalohany ny modely nomen’i Jesosy, mba hahafahantsika hanahaka akaiky azy. Hodinihina ao amin’ilay lahatsoratra faharoa hoe inona no hanampy antsika mba hihevitra ny tenantsika ho toy ny “kely indrindra”, ary ahoana no ampisehoantsika izany eo amin’ny fiainantsika.

LAHATSORATRA FIANARANA 4, 5 PEJY 21-30

Ho hitantsika amin’ireo lahatsoratra ireo fa vonona i Jehovah hamela heloka, eny fa na dia fahotana tena lehibe aza. Mety ho sarotra amintsika indraindray ny mamela heloka. Afaka manampy antsika amin’izany anefa ny toro lalan’ny Soratra Masina.

HO HITANAO ATO KOA

8 Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo

20 Fanontanian’ny Mpamaky

31 Fantaro ny Tantarantsika

[Sary, pejy 2]

FONONY: Rahalahy mitory any Albarracín, tanàna kely ambanivohitra, any afovoan’i Espaina. Misy mpitory 78 ao amin’ny Fiangonana Teruel, ary mitory any amin’ny tanàna 188 izy ireo, ankoatra an’i Albarracín

ESPAINA

MPONINA

47 042 900

MPITORY

111 101

MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA TAMIN’NY 2012

192 942

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara