FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/7 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/7 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jolay 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

27 AOGOSITRA 2012–2 SEPTAMBRA 2012

Omen’i Jehovah Tena Fahafahana Isika

PEJY 7 • HIRA: 107, 27

3-9 SEPTAMBRA 2012

Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome Fahafahana

PEJY 12 • HIRA: 120, 129

10-16 SEPTAMBRA 2012

“Iza no Hatahorako?”

PEJY 22 • HIRA: 33, 45

17-23 SEPTAMBRA 2012

Manangona An’ireo Anisan’ny Fianakaviany i Jehovah

PEJY 27 • HIRA: 53, 124

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 7-16

Tian’i Jehovah hanana ny tena fahafahana ny zavaboary manan-tsaina rehetra. Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo hoe ahoana no ampianarany antsika mba hahatonga antsika ho olona afaka. Ho hitantsika ao koa fa tian’i Satana hesorina amintsika ny fahafahana ananantsika, ka ataony izay hitsiriritantsika ny fahafahana atolotr’ity tontolo ity.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 22-26

Nahoana isika no be herim-po foana, ka manohy ny fitoriana na dia misy aza ny fanoherana ary miharatsy ny toe-karena? Mamaly izany ny Salamo faha-27, izay hovelabelarina ao amin’io lahatsoratra io.

LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 27-31

Milaza i Paoly ao amin’ny Efesianina, fa hanangana fitantanan-draharaha i Jehovah. Horesahina ao amin’io lahatsoratra io ny antony nananganan’i Jehovah an’io fitantanan-draharaha io sy ny tokony hataontsika mba hanohanana an’io fandaharana io.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nahafoy Tena Izy Ireo: Ekoatera

17 Nampianarin’i Jehovah Hanao ny Sitrapony Aho

32 “Tanteraka ny Nofinofiko!”

FONONY: Rahalahy mitory amin’ny Tenin’ny Tanana Brezilianina, ao amin’ny tanànan’i Comunidade da Rocinha, any Rio de Janeiro, any Brezila

NY TENIN’NY TANANA ANY BREZILA

FIANGONANA

358

ANTOKO-MPITORY

460

FARITRA

18

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara