FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/4 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/4 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aprily 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

28 MEY 2012–3 JONA 2012

Vonona Hampahafantatra ny Rainy i Jesosy

PEJY 3 • HIRA: 106, 112

4-10 JONA 2012

Famantarana ny Andro Farany ny hoe Hivadika ny Olona Maro

PEJY 8 • HIRA: 63, 32

11-17 JONA 2012

Manompoa An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo

PEJY 13 • HIRA: 52, 57

18-24 JONA 2012

Hain’i Jehovah ny Mamonjy ny Vahoakany

PEJY 22 • HIRA: 133, 131

25 JONA 2012–1 JOLAY 2012

Arovan’i Jehovah Isika mba ho Voavonjy

PEJY 27 • HIRA: 110, 60

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 3-7

Hazavaina amin’io lahatsoratra io ny fomba roa nampahafantaran’i Jesosy ny Rainy, tamin’ny mpianany sy ny olon-kafa. Hodinihina koa ny fomba azo anahafana azy.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 8-12

Betsaka ny olona mivadika, ka tsy tokony hanahaka azy ireny isika. Manimba ny firaisan-tsain’ny fianakaviana sy ny fiangonana mantsy izany. Hohazavaina amin’io lahatsoratra io hoe inona no hanampy antsika tsy hivadika amin’ny mpiray finoana sy ny fianakaviantsika, indrindra fa amin’i Jehovah.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 13-17

Ahoana no ampisehoantsika fa manompo an’i Jehovah amin’ny fo manontolo isika? Inona no mety hanimba ny fontsika? Inona no hanampy antsika hanompo an’i Jehovah amin’ny fo manontolo? Hovaliana ao amin’io lahatsoratra io ireo fanontaniana ireo.

LAHATSORATRA FIANARANA 4, 5 PEJY 22-31

Hisy hanafika ny vahoakan’i Jehovah amin’ny “fahoriana lehibe.” (Mat. 24:21) Nahoana isika no afaka matoky fa hamonjy antsika i Jehovah amin’izay? Ahoana no anampiany antsika mba tsy hivadika mihitsy eo am-piandrasana ny farany? Ho hitanao ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny valin’izany, ary hanatanjaka ny finoanao.

HO HITANAO ATO KOA

18 Fitopolo Taona Izay no ‘Nihazonako ny Akanjon’ilay Jiosy Iray’

32 Tadidinao Ve?

FONONY: Anabavy mametraka bokikely amin’ny fiteny inuktitut, any Iqaluit, eo amin’ny Helodranon’i Frobisher, any Kanada

KANADA

MPONINA

34 017 000

MPITORY

113 989

FANDIKAN-TENY

Miandraikitra ny fandikana boky sy gazety amin’ny fiteny 12 fampiasa eo an-toerana ny sampan’i Kanada

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara