Loha Hevitra ato Anatiny
15 Aogositra 2011
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
26 Septambra 2011–2 Oktobra 2011
Efa Niandriandry ny Mesia Izy Ireo
PEJY 8
3-9 Oktobra 2011
PEJY 12
10-16 Oktobra 2011
Andriamanitra Tia Fihavanana i Jehovah
PEJY 23
17-23 Oktobra 2011
PEJY 27
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 8-16
Misy faminaniana maro momba ny Mesia ao amin’ny Soratra Hebreo. Handinika ny sasany amin’izy ireny isika ao amin’ireo lahatsoratra ireo. Hanampy antsika izany hahafantatra hoe iza ny Mesia. Ilaintsika amin’ny fitoriana koa izany, sady hahatonga antsika hatoky kokoa hoe marina ny faminaniana ao amin’ny Baiboly.
LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 23-31
Miavaka isika Vavolombelon’i Jehovah noho isika mihavana tsara. Sarobidy amintsika ny fihavanana. Handinika ohatra vitsivitsy ao amin’ny Baiboly isika ao amin’ny lahatsoratra voalohany, izay hampirisika antsika ho tia fihavanana. Hodinihintsika ao amin’ny lahatsoratra faharoa kosa hoe ahoana no tokony hataontsika mba hihavanana amin’ny hafa.
HO HITANAO ATO KOA
3 Ampiasao Amim-pahendrena ny Internet
6 Hatsarao ny Fianaram-pianakavianao na ny Fianaranao Samirery