FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w11 15/4 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
w11 15/4 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Aprily 2011

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 Mey 2011–5 Jona 2011

Aoka ho Zava-Dehibe Aminao ny Fanompoana An’i Jehovah

PEJY 9

HIRA: 125, 66

6-12 Jona 2011

Omeo Voninahitra i Jehovah Rehefa Manapa-Kevitra Ianao

PEJY 13

HIRA: 112, 104

13-19 Jona 2011

Manome Voninahitra An’Andriamanitra ny “Vokatry ny Fanahy”

PEJY 18

HIRA: 25, 11

20-26 Jona 2011

Manaiky Hotarihin’ny Fanahy Masina ve Ianao?

PEJY 23

HIRA: 120, 48

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 9-13

Manao tsirambina ny andraikiny ny olona maro, fa ny Kristianina kosa mila mihevitra izay zava-dehibe eo amin’ny fiainana, anisan’izany ny fanompoany an’i Jehovah. Hodinihintsika ato ny toro lalan’ny Baiboly hanampy antsika tsy hanao tsirambina ny andraikitsika kristianina, nefa koa tsy ho hentitra loatra.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 13-17

Sarotra amin’ny olona maro ny manapa-kevitra. Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io hoe nahoana no tena ilaina ny mianatra ny fomba handraisana fanapahan-kevitra tsara. Misy dingana maromaro atoro antsika koa ao, mba handraisantsika fanapahan-kevitra manome voninahitra an’Andriamanitra.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 18-27

Inona ny “vokatry ny fanahy”? Ahoana no hanehoantsika azy io, ary nahoana izany no tena ilaina? Hahita ny valin’ireo isika, eo am-pandinihana an’ireo toetra sivy anisan’ny vokatry ny fanahy. Misy soso-kevitra tsara afaka manampy antsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 Manaraka ny Tari-dalan’Andriamanitra ve Ianao?

6 Inona no Hanampy Antsika Hanao ny Marina Foana?

28 Tadidinao Ve?

29 Nandray Fitahiana Maro Aho

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara