FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 15/7 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 15/7 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jolay 2010

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 Aogositra–5 Septambra 2010

Inona no Hitranga Amin’ny Andron’i Jehovah?

PEJY 3

HIRA: 133, 40

6-12 Septambra 2010

“Olona Tokony Hanao Ahoana moa Ianareo!”

PEJY 7

HIRA: 61, 29

13-19 Septambra 2010

Mandraisa Anjara Feno Amin’ilay Asa Fijinjana Lehibe

PEJY 16

HIRA: 103, 102

20-26 Septambra 2010

‘Mikaroka ao Anatin’ny Zava-dalin’Andriamanitra ny Fanahy’

PEJY 20

HIRA: 71, 117

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 3-11

Tena niahy an’ireo Kristianina miaina amin’ny andro farany ny apostoly Petera, tao amin’ny taratasy faharoa nosoratany, ka hanampy antsika ireo lahatsoratra roa ireo mba hitadidy foana ny andron’i Jehovah. Hodinihintsika izay tsy maintsy halavirintsika sy izay tsy maintsy hataontsika, mba hahatonga antsika ho vonona amin’ny andro lehiben’i Jehovah.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 16-20

Ao anatin’ny fotoam-pijinjana lehibe isika izao. Inona avy no toetra ilaintsika hananana mba handraisana anjara feno amin’ilay asa fijinjana? Rehefa misy zava-tsarotra, inona no hanampy antsika hanao araka izay fara herintsika amin’ny fanompoana? Hamaly an’izany ity lahatsoratra ity.

LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 20-24

Manampy antsika hahatakatra ny Tenin’Andriamanitra ny fanahy masina. Hanampy antsika io lahatsoratra io mba hahafantatra hoe inona no tokony hataontsika mba handraisan-tsoa be dia be avy amin’izany.

HO HITANAO ATO KOA:

“Aza Matahotra fa Hanampy Anao Aho” 12

Ampianaro ho Tia Mamaky Teny sy Hazoto Hianatra ny Zanakao 25

‘Miezaha Mafy Amin’ny Fampianarana’ 29

Nanararaotra Nitory Izy Ireo 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara