FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 15/5 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 15/5 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Mey 2010

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

28 Jona 2010–4 Jolay 2010

Ry Lehilahy, Ekeo ny Fahefan’i Kristy

PEJY 8

HIRA: 5, 123

5-11 Jolay 2010

Ry Vehivavy, Ekeo ny Fahefan’ny Vadinareo

PEJY 12

HIRA: 86, 120

12-18 Jolay 2010

Ry Rahalahy, Mamafaza ho An’ny Fanahy ka Miezaha Hahazo Andraikitra!

PEJY 24

HIRA: 45, 11

19-25 Jolay 2010

Aza Mampalahelo ny Fanahy Masin’i Jehovah

PEJY 28

HIRA: 71, 26

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 8-17

Asongadin’ny lahatsoratra fianarana voalohany fa tena mila manaiky ny fahefan’i Kristy ny lehilahy, satria izy no Lohany. Mila manahaka azy àry izy ireo rehefa mifandray amin’ny hafa. Ny lahatsoratra faharoa indray manazava ny fomba tokony handraisan’ny vehivavy kristianina an’ilay hoe: “Ny lehilahy no lohan’ny vehivavy.”

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 24-32

Tsy vonona hahafoy tena ho an’ny hafa ny olona maro ankehitriny. Natao indrindra ho an’ireo rahalahy vita batisa ny lahatsoratra fahatelo, mba handrisihana azy ireo hahafoy tena ka haniry ho lasa mpanampy amin’ny fanompoana na anti-panahy. Ny lahatsoratra fahefatra kosa manazava izay tokony hataontsika, mba tsy hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra.

HO HITANAO ATO KOA:

Nivavaka Tamin’iza ny Romanina? 3

Nahoana Isika no Tokony Hanaja ny Zokiolona? 6

Miezaha Hatanjaka Ara-panahy Foana Rehefa Mikarakara Havana Marary 17

Foibem-barotra Fahiny i Harana 20

Fanontanian’ny Mpamaky 21

Miezaha Foana Hanazatra ny Fahaizanao Misaina 22

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara