FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 15/10 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 15/10 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Oktobra 2009

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 Novambra 2009–6 Desambra 2009

“Aoka Ianareo Harehitry ny Fanahy”

PEJY 3

HIRA: 191, 177

7-13 Desambra 2009

‘Mihavàna Amin’ny Rehetra’

PEJY 7

HIRA: 159, 206

14-20 Desambra 2009

“Ianareo no Namako”

PEJY 13

HIRA: 224, 217

21-27 Desambra 2009

Mpinamana Foana eo Amin’ny Tontolo Iray Tsy Manam-pitiavana

PEJY 17

HIRA: 173, 155

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Mamakafaka ny andininy rehetra ao amin’ny Romanina toko faha-12 ireo lahatsoratra ireo. Hodinihina arakaraka ny foto-kevitra resahiny ireo andinin-teny. Hodinihintsika ny dikan’ny hoe “harehitry ny fanahy”, sy ny hoe manolotra ny tenantsika ho sorona velona ho an’Andriamanitra. Hodinihintsika koa izay tokony hataontsika mba hampisy fihavanana eo anivon’ny fianakaviana sy ny fiangonana, ary ny fomba handresena ny ratsy amin’ny tsara.

Lahatsoratra Fianarana 3, 4 PEJY 13-21

Olona manao ahoana no atao hoe namana tsara? Ho hitantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo fa namana tsara i Jesosy, ary nanahaka an’io modely navelany io ny Kristianina tamin’ny taonjato voalohany. Ho hitantsika ao koa hoe inona no azontsika atao mba hananana namana mampahery sy tsy mahafoy antsika, ary nahoana izany no mahasoa antsika.

HO HITANAO ATO KOA:

Fanontanian’ny Mpamaky

PEJY 12

Fivoriambe Telo Nanova ny Fiainako

PEJY 22

‘Mamaka Tsara sy Miorina Mafy eo Amin’ny Fototra’ ve Ianao?

PEJY 26

Iankinan’ny Aina ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana!

PEJY 29

Manokàna Fotoana Hianarana Baiboly!

PEJY 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara