FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 15/7 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 15/7 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jolay 2009

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

31 Aogositra–6 Septambra 2009

Inona Ireo Harena “Tsara Afina” ao Amin’i Kristy?

PEJY 3

HIRA: 121, 105

7-13 Septambra 2009

Ry Fianakaviana, Manahafa An’i Jesosy!

PEJY 7

HIRA: 205, 158

14-20 Septambra 2009

Tahafo i Jesosy ka Manehoa Fitiavana Rehefa Mampianatra

PEJY 15

HIRA: 156, 215

21-27 Septambra 2009

Tahafo i Jesosy ka Aoka Ianao ho Sahy Hitory

PEJY 19

HIRA: 92, 148

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1 PEJY 3-7

Misy harena tsy manan-tsahala sy “tsara afina” ao amin’i Kristy, ka manasa ny mpanompony rehetra i Jehovah mba hitady izany. Inona izany harena izany? Ahoana no hahitantsika izany? Inona no soa ho azo avy amin’izany? Hamaly izany io lahatsoratra io.

Lahatsoratra Fianarana 2 PEJY 7-11

Efa tamin’ny fotoanan’ny famoronana no nirin’i Jesosy ho sambatra ny zanak’olombelona. Manampy ny mpianakavy hifankatia tsara, ny fampianarany sy ny modely navelany teto an-tany. Izany no horesahin’io lahatsoratra io.

Lahatsoratra Fianarana 3, 4 PEJY 15-23

Inona no nahatonga an’i Jesosy ho mpampianatra mahita vokatra? Ny antony lehibe, dia satria tia an’i Jehovah izy, tia olona, ary tia ny hafatra notoriny. Ny fitiavana no nahatonga azy ho sahy hitory, na teo aza ny fanoherana. Ahoana no azontsika anahafana an’i Jesosy ka hahatonga antsika ho mpampianatra be fitiavana sy ho mpitory feno fahasahiana? Izany no hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo.

HO HITANAO ATO KOA:

Miezaka Maneho An’ilay Tena Fitiavana ve Ianao?

PEJY 12

Sivifolo Taona Izao no ‘Nahatsiarovako An’ilay Mpamorona Be Voninahitra’

PEJY 24

Mila Mifanampy ny Mpianakavy

PEJY 28

Mahaiza Mandray, Mahaiza Manome

PEJY 29

Niely Hatrany Lavitra ny Voan’ny Fahamarinana

PEJY 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara