Loha Hevitra ato Anatiny
1 Mey 2009
Tianao ve ny Hanana Finoana Matanjaka?
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
5 Fantaro ny Marina Momba An’Andriamanitra
7 Fantaro ny Marina Momba An’i Jesosy
13 Azonao ve ny Dikan’ireo Sarin-teny ao Amin’ny Baiboly?
16 Inona no Nampianarin’i Jesosy Antsika—Momba “ny Farany”?
18 Manatòna An’Andriamanitra, Nampahafantatra ny Mombamomba Azy i Jehovah
19 Mitandrema Amin’ny Fanahy Ratsy
22 Feno 100 Taona ny Betelan’i Brooklyn
26 Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora: Nanohitra Fakam-panahy i Jesosy
Torohevitra Hahasambatra ny Fianakaviana: Ampio ny Zanakao ho Lasa Olon-dehibe Matotra
PEJY 10
PEJY 29