FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 15/1 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 15/1 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Janoary 2009

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

2-8 Martsa 2009

“Andao Hanara-dia Ahy”

PEJY 3

HIRA: 200, 172

9-15 Martsa 2009

Mahafaly ny Manao Mpianatra

PEJY 7

HIRA: 130, 211

16-22 Martsa 2009

Asehoy ny “Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoan’Andriamanitra”

PEJY 12

HIRA: 50, 58

23-29 Martsa 2009

Iza Ilay Mpanompo Ankasitrahan’i Jehovah?

PEJY 21

HIRA: 168, 4

30 Martsa 2009–5 Aprily 2009

‘Notrobarana Noho ny Helotsika’ Ilay Mpanompo

PEJY 25

HIRA: 224, 214

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1-3 PEJY 3-16

Inona no tafiditra amin’ny hoe manara-dia an’i Kristy? Manahaka an’ireo toetrany miavaka toy ny fahendrena sy ny fanetren-tena, be zotom-po amin’ny fanaovana mpianatra, ary tena tia an’ireo mpiray finoana. Ireo no fomba telo azontsika anahafana an’i Kristy, ary izany no horesahina ao amin’ireo lahatsoratra ireo.

Lahatsoratra Fianarana 4, 5 PEJY 21-29

Horesahina ao ireo faminaniana maromaro tanteraka tamin’i Jesosy Kristy, hita ao amin’ny bokin’i Isaia. Ny fandinihana izany, dia hahatonga antsika hankasitraka bebe kokoa an’i Jehovah sy Jesosy, noho ny zavatra rehetra nataony mifandray amin’ny nahafatesan’i Jesosy sy ny nananganana azy tamin’ny maty. Hanomana ny saintsika sy ny fontsika ho amin’ny fankalazana ny Fahatsiarovana, amin’ny takarivan’ny 9 Aprily 2009, àry ireo lahatsoratra ireo.

HO HITANAO ATO KOA:

“Ity no Lalana ka Andehano”

PEJY 17

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Apokalypsy—Fizarana I

PEJY 30

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara