FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 15/12 p. 31
  • Fanondroana Ny Tilikambo Fiambenana 2008

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanondroana Ny Tilikambo Fiambenana 2008
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Lohatenikely
  • BAIBOLY
  • FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
  • JEHOVAH
  • JESOSY KRISTY
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • LAHATSORATRA SAMIHAFA
  • TANTARAM-PIAINANA
  • VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 15/12 p. 31

Fanondroana Ny Tilikambo Fiambenana 2008

Manondro ny gazety misy ilay lahatsoratra

BAIBOLY

Ahoana no Nampitana ny Fampianarana Kristianina? 1/9

Andro Manan-tantara! 1/9

Azo Itokisana ve ny Filazantsara? 1/10

Baiboly Tokony Hovakina, 1/5

Hevitra Misongadina: Matio, 15/1

Hevitra Misongadina: Marka, 15/2

Hevitra Misongadina: Lioka, 15/3

Hevitra Misongadina: Jaona, 15/4

Hevitra Misongadina: Asan’ny Apostoly, 15/5

Hevitra Misongadina: Romanina, 15/6

Hevitra Misongadina: 1 Korintianina sy 2 Korintianina, 15/7

Hevitra Misongadina: Galatianina, Efesianina, Filipianina, Kolosianina, 15/8

Hevitra Misongadina: 1 Tesalonianina sy 2 Tesalonianina, 1 Timoty sy 2 Timoty, 15/9

Hevitra Misongadina: Titosy, Filemona, Hebreo, 15/10

Hevitra Misongadina: Jakoba, 1 Petera sy 2 Petera, 15/11

Hevitra Misongadina: 1 Jaona, 2 Jaona, 3 Jaona, ary Joda, 15/12

Horonam-boky Misy “Ilay Hira teo Amin’ny Ranomasina”, 15/11

Manova Olona, 1/8

Milaza ny Hoavy ve? 1/10

Soratra Tranainy sy ny Baiboly, 15/12

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

Ampio ny Zanakao Hizaka ny Alahelony, 1/7

“Aoka Hanahaka an’Andriamanitra Ianareo”, 1/10

Aoka Ianao Hitana ny Voady Nifanaovanareo, 1/11

‘Aoka Isika Hiezaka Hampisy Fihavanana’, 15/11

Aza Mamerina ny Fahadisoan’ny Israelita, 15/2

Eo Ambony Fasika sa Vatolampy no Anorenanao? 1/11

Eritrereto ‘Izay Hiafaranao’, 1/9

“Fahamasinana ao Amin’ny Fahatahorana An’Andriamanitra”, 15/5

Faly na dia Diso Fanantenana Aza, 1/3

Famahana Olana, 1/5

Fampaherezana ny Marary efa ho Faty, 1/5

Fandaminana Fifandirana (mpivady), 1/2

Fitaizan-janaka eo Amin’ny Tontolo Milefitra Loatra, 1/4

Fomba Ifandraisana Amin’ny Hafa, 1/8

Hosivanina toy ny Vary, 15/1

Mahaiza Mandanjalanja, dia ho Faly Ianao, 15/7

Mahaiza Miresaka Amin’ny Zanakao, 1/8

Malemy Nefa Mahery, 15/6

Manaova “Teny Mahafinaritra” Amin’ny Fianakavianao, 1/1

‘Mazotoa’ Mampitombo ny Fahalalanao Marina Tsara, 15/9

Mifanaraka Amin’ny Fikasan’Andriamanitra Ve? 1/7

Nahoana no Tokony Hankasitraka? 1/8

Nahoana no Zava-Dehibe Ny Fahadiovana? 1/12

Nanao ny Tsara Foana i Samoela, 1/8

Nialona An’i Josefa ny Rahalahiny, 1/10

Reny Mahomby, 1/2

Tafasaraka Nefa Tsy Hadino (trano fitaizana ny be antitra), 15/4

Tahafo i Jesosy, Manompoa Amin’ny Fomba Ankasitrahana, 15/9

Te Hanatsara ny Fiainanao ve Ianao? 15/1

Tia Karokaroka, 1/6

Tianao ve ny ho Ray Mahay Mitaiza? 1/10

Toetra Manao Ahoana no Tianao Hananana? 15/11

Zazavavy Kely Te Hanampy Olona, 1/6

JEHOVAH

‘Anarana Tsy Azo Tononina’ Hoe? 1/6

“Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra”, 1/9

“Aoka Hanahaka An’Andriamanitra Ianareo”, 1/10

Faminanian’i Jehovah, 1/1

Fantatrao ve Ilay Rainao any An-danitra? 1/9

Ilay Tia Rariny, 1/11

Inona no Ianarana Amin’ny Zavaboary? 1/5

Inona no Nampianarin’i Jesosy, 1/2

‘Anaran’Andriamanitra Miavaka sy Masina Indrindra’, 15/10

Jehovah ao Amin’ny Testamenta Vaovao, 1/8

Mahay Manangana ny Maty, 1/3

Mampiasa ny Anarany na dia Tsy Fantatra aza ny Fanononana azy, 1/9

Mety ve ny Mampiasa ny Anarany? 1/7

Miezaha ho Lasa Zanak’Andriamanitra, 1/3

Mihevitra Antsika ho Sarobidy, 1/4

Misy ‘Mahasaraka Antsika Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra’? 1/8

Mpamorona Mendrika ny Hoderaina, 1/12

Mpiandry be Fiahiana, 1/2

Nahoana no Avelany Hisy ny Fijaliana? 1/2

Ray Tsara Indrindra, 1/1

Sazy ve ny Loza Voajanahary? 1/5

Tian’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra? 1/6

Tsapany ny Fahoriantsika, 1/5

‘Tsy Lavitra Antsika Izy’, 1/7

Vonona Hamela Heloka, 1/6

JESOSY KRISTY

Afaka Mamonjy Anao ny Fahafatesan’i Jesosy, 1/3

“Banky” tao Amin’ny Fanoharana, 1/12

Faminaniana Momba ny Mesia, 1/10

Fampijaliana Mandrakizay Hoe? (Mr 9:48), 15/6

Fifandraisana Amin’ny Hafa, 1/8

Fiteny Nampiasainy, 1/8

Inona no Nataony Tamin’izy Nandrafitra? 1/12

Iza Marina ny “Teny”? 1/11

Manahaka Azy ve Ianao? 1/12

Nahoana i Pilato no Natahotra? 1/6

Nahoana i Jodasy no Nomena Farantsa Volafotsy 30? 1/9

Nahoana no Afaka Efatra Andro Izy vao Tonga Tany Amin’ny Fasan’i Lazarosy? 1/1

Nahoana no Atao Amin’ny Anarany ny Vavaka? 1/2

Nampiaiky An’ireo Nihaino Azy, 1/9

Nanasitrana Tamin’ny Fomba Mahagaga, 1/5

Nanda Azy i Petera, 1/1

Nitsidika Azy Ireo Mpanandro, 1/1

Nositraniny Miandalana ny Lehilahy Jamba Iray, 1/4

LAHATSORATRA FIANARANA

Afaka ny ho Sambatra Am-panambadiana Ianao, 15/3

Ahoana no Hampisy Dikany ny Fiainantsika? 15/4

Ahoana no Tokony Hitondrantsika ny Hafa? 15/5

Akaiky ny Fanafahana Hoentin’ny Fanjakan’Andriamanitra! 15/5

Ampio Hiverina Haingana Izy Ireo! 15/11

Ampio Ireo Tafasaraka Amin’ny Andian’ondry, 15/11

‘Andriamanitra no Mampitombo’! 15/7

Anjara Asa Miavaka Tanan’i Jesosy eo Amin’ny Fikasan’Andriamanitra, 15/12

Aoka Ianao ho Mendrika mba ho Fanajana An’i Jehovah, 15/8

Araho Foana ny Soratra Masina Rehefa Mitsabo Tena, 15/11

Ataovy eo Anatrehanao Mandrakariva i Jehovah, 15/2

Ataovy toy “ny Tady Randran-telo” Foana ny Fanambadianao, 15/9

Aza Avela Hihena “ny Fitiavana Nanananao Tamin’ny Voalohany”, 15/6

Aza Manaraka “Zava-poana”, 15/4

Aza Mivadika fa Manompoa Amin’ny Fo Manontolo, 15/8

Ekeo ny Fahefan’i Jehovah, 15/6

Fanambadiana sy Fitaizan-janaka Amin’izao Andro Farany Izao, 15/4

Fomba Iatrehana Zava-tsarotra Amin’ny Fitoriana Isan-trano, 15/7

Hainao Tsara ve ny Miteny ny “Fiteny Madio”? 15/8

Ireo Zavatra Tsy Maintsy Andosirantsika, 15/6

“Iza Aminareo no Hendry sy Mahira-tsaina?” 15/3

Jehovah no “Mpanafaka” Antsika, 15/9

Jehovah, Ilay “Mpanafaka” Tamin’ny Andro Fahiny, 15/9

Jesosy Kristy, Ilay Misionera Lehibe, 15/2

Loha Laharana Amin’ny Fanomezam-boninahitra ve Ianao? 15/10

Mamaly An’ilay Vavaka Avy Amin’ny Fo i Jehovah, 15/10

Manaova Soa Hatrany, 15/5

Mandefera, Mahaiza Mandanjalanja, 15/3

Mandehana Amin’ny Lalan’i Jehovah, 15/2

Mandinika Antsika i Jehovah mba Hahasoa Antsika, 15/10

Mandinika Antsika Rehetra ny ‘Mason’ i Jehovah’, 15/10

Mandray ny Vaovao Tsara ny Olona ‘Manana Toe-po Tsara’, 15/1

Mendrika Hahazo An’ilay Fanjakana Izy Ireo, 15/1

Mendrika Hisotro Amin’ny Loharanon’ny Ranon’aina Izy Ireo, 15/1

Midika ho Inona ho Anao ny Fanatrehan’i Kristy? 15/2

Mifidiana ny Hanompo An’i Jehovah Dieny Mbola Tanora, 15/5

Mihaino ny Fitarainantsika i Jehovah, 15/3

Nahoana Ianao no Tsy Tokony Hivadika? 15/12

Nahoana no Tena Ilaina ny Fitoriana Isan-trano Ankehitriny? 15/7

Ry Tanora, Tsarovy ny Mpamorona Dieny Izao, 15/4

Tadiavo Foana ny Tari-dalan’Andriamanitra, 15/4

Tahafo i Jesosy ka ‘Tohero ny Devoly’, 15/11

Tahafo i Paoly ka Manaova Fandrosoana, 15/5

Tahafo Ilay Misionera Lehibe Indrindra, 15/2

Tahafo ny Fiheveran’i Jehovah ny Olona, 15/3

‘Tandremo Tsara Hatrany Ilay Fanompoana Noraisinao tao Amin’ny Tompo’, 15/1

Tandremo Tsara ny ‘Fahaizanao Mampianatra’, 15/1

Tapa-kevitra Hitory Amin’ny Fomba Feno, 15/12

Tia sy Miahy ny Zokiolona Manompo Azy i Jehovah, 15/8

Toetra Tokony Hiezahantsika Hananana, 15/6

Tohero “ny Fanahin’izao Tontolo Izao”, 15/9

Tsy Fantatrao Izay ho Vanona! 15/7

Tsy Hivadika Mihitsy ve Ianao? 15/12

Tsy Mahafoy An’izay Tsy Mivadika Aminy i Jehovah, 15/8

Vonona Hanome Inona Ianao mba Hiainana Mandrakizay? 15/10

LAHATSORATRA SAMIHAFA

Aiza no Hatao ny Ady Hara-magedona? 1/4

Avy Amin’Andriamanitra ve ny Fanasitranana Mahagaga? 1/12

Betsaka ve ny Volamenan’i Solomona? 1/11

Dikan’ny Fiainana, 1/2

Eokaristia, 1/4

“Fametrahan-tanana” (He 6:2), 15/9

Fanantenana ho An’ny Maty, 1/11

Fanjakan’Andriamanitra, 1/1, 1/5

Filaminan-tsaina, 1/2

Haben’ilay Tavin-drano, 1/2

Haharitra ve ity Tany Ity? 1/8

“Hano ny Matavy” (Ne 8:10), “Aza Mihinana Tavin-kena” (Le 3:17), 15/12

Hara-magedona, 1/4

Ho Potika ve ny Tany? 1/4

Hoavy Tsara Kokoa, 1/8

“Intỳ Aho Mpanompovavin’i Jehovah!” (Maria), 1/7

Ireo Saika Hamono Indray no Maty (Daniela), 1/11

“Lalana Indray Sabata”, 1/10

Marina ve ny Evolisiona? 1/1

Menaka Manitra Nampiasain’i Maria, 1/5

Miisa 12 sa 13 ny fokon’ny Israely? 1/7

Nahoana i Adama no Nanota? 1/10

Nahoana i Davida no Tsy Natahotra? 1/12

Nahoana i Zakaria no Naminany hoe Horavana i Tyro, Nefa efa Noravana Izy io Tany Aloha? 1/6

Nahoana no Nanomboka Tamin’ny Hariva ny Sabata? 1/10

Nahoana no Niparitaka ny Jiosy Tamin’ny Andron’i Jesosy? 1/11

Namaky Teny Tamin’ny Horonana, 1/4

Nandinika Lalina tao Am-pony Izy (Maria), 1/10

‘Nanjary Mpitaiza Antsika ny Lalàna’, 1/3

Niandry Sady Niambina Hatrany (Elia), 1/4

Niaro ny Fivavahana Madio (Elia), 1/1

Noa sy ny Safodrano, 1/6

Noravana i Sodoma sy Gomora, 1/3

Ny Jiosy Rehetra ve no ho Lasa Kristianina? (Ro 11:26), 15/6

Ny Kristianina Voalohany sy ny Tontolo Grika, 1/12

“Ny Sambon’i Tarsisy”, 1/11

Oviana i Saoly vao Nantsoina hoe Paoly? 1/3

Rano Miboiboika Manome Fiainana, 1/6

Ranomaso ao Anaty Siny Hoditra, 1/10

Rehefa Misy Maty, 1/7

Rindrina Ara-bakiteny Ve? (Ef 2:11-15), 1/7

Tanàna Fahiny Mbola Mahaliana Ankehitriny, 1/4

Tanàna Iray sa Roa no Nantsoina hoe Jeriko? 1/5

“Taratasy Fisaraham-panambadiana”, 1/9

Tel Arad, 1/7

Tezitra Tamin’ny Zandriny (Kaina), 1/7

Timoty, 1/4

Tokony Hatahorana ve ny Afobe? 1/11

Tsy Nivadika i Marka, 1/2

Vato Nanaovana ny Tempoly, 1/8

Vola Madinika Iray no Nandoavan’i Jesosy sy Petera ny Hetra, 1/2

Vola Madinika Roa Nomen’ilay Mpitondratena, 1/3

TANTARAM-PIAINANA

“Aza Hadinoina Mihitsy ny Mitory Isan-trano” (J. Neufeld), 1/9

Faly Foana Aho Manao ny Sitrapon’Andriamanitra (B. Yaremchuk), 1/6

Hitako ny Nitomboan’ny Vahoakan’i Jehovah Teto Korea (M. Hamilton), 15/12

“Jehovah no Heriko” (J. Coville), 15/10

‘Mitarika Ahy Amin’ny Lalan’ny Fahamarinana Izy’ (O. Campbell), 1/3

Nahita ny Fanafodin’ny Famoizam-po Aho (E. Morcillo), 1/1

Namindra Fo Tamiko Andriamanitra (B. Močnik), 1/7

Nanampy Ahy tao Anatin’ny Sarotra ny Finoako (S. Castillo), 1/10

Nitady ny Diso Kanjo Nahita ny Marina (S. Marshall), 1/12

Tsy Natahotra Izahay Satria Nomba Anay i Jehovah (E. Petrides), 15/7

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

Andro Manan-tantara! 1/9

Fanorenana Trano Fiderana An’i Jehovah (Efitrano Fanjakana any Meksika sy Belize), 1/2

Fitoriana eny An-tsena, 15/9

Fivoriambe “Araho ny Fitarihan’ny Fanahy Masina”, 1/3

Fizarana Diplaoman’i Gileada, 15/2, 15/8

Fomba Andaminana ny Filan-kevi-pitantanana, 15/5

‘Hamaky Azy Ity Aho Rehefa Mitanina Afo’, 1/6

Ho An’ny Mpamaky (lafiny vaovao amin’ny Tilikambo Fiambenana), 1/1

‘Inona no Atao ao E?’ (Afrika Atsimo), 1/11

Izy Ireo Ihany ve no ho Voavonjy? 1/11

Loza Tany Amin’ny Nosy Salomon, 1/5

Mampisaraka Mpivady Ve? 1/11

Manova Olona ny Baiboly, 1/8

“Mbola Tsy Nahatsapa Fitiavana toy Izao Aho” (Repoblika Dominikanina), 1/3

Mino ny Testamenta Taloha Ve? 1/12

‘Miray Fo sy Saina’ eo Am-panompoana An’Andriamanitra (fanomezana), 15/11

Mitory ny Vaovao Tsara any Andes, 15/3

‘Mivilia Miankavanana eo Amin’ny Reniranon’i Coco’, 1/9

Nahazo ny Tena Fahafahana ny Maya, 1/12

Nahazo Rariny Ireo Niharan’ny Herisetra (Repoblikan’i Géorgie), 1/3

Nahita Hevitra (hanatrika fivoriambe), 15/6

Nahoana no Tsy Mampiasa Lakroa? 1/3

Nahoana no Tsy Mandeha Miady? 1/7

Nifanao Fotoana, 15/3

Nitovy Tamin’ilay “Zazavavikely Israelita”, 1/6

Tilikambo Fiambenana Gazety Fianarana, 15/1

Tsy Nanao Karate Intsony, 1/12

Vonona Hiaro ny Finoana (mpianatra), 15/6

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara