Loha Hevitra ato Anatiny
15 Desambra 2008
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
2-8 Febroary 2009
Nahoana Ianao no Tsy Tokony Hivadika?
PEJY 3
HIRA: 10, 160
9-15 Febroary 2009
Tsy Hivadika Mihitsy ve Ianao?
PEJY 7
HIRA: 26, 29
16-22 Febroary 2009
Anjara Asa Miavaka Tanan’i Jesosy eo Amin’ny Fikasan’Andriamanitra
PEJY 12
HIRA: 205, 105
23 Febroary 2009–1 Martsa 2009
Tapa-kevitra Hitory Amin’ny Fomba Feno
PEJY 16
HIRA: 6, 193
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11
Hovaliana ao ny hoe: Inona no dikan’ny hoe tsy mivadika? Nahoana izany no tena ilaina? Ahoana no hahatonga antsika ho olona tsy mivadika? Inona no hanampy antsika tsy hivadika mihitsy? Mety mbola ho tafarina ve ny olona nivadika?
Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 12-16
Miavaka ny anjara asan’i Jesosy eo amin’ny fanatanterahana ny fikasan’Andriamanitra. Horesahina ao ny anaram-boninahitra enina iantsoana an’i Jesosy. Asongadin’izy ireny fa miavaka izy. Ho hitantsika koa ny anahafana azy eo amin’ny fanatanterahany ny anjara asany.
Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 16-20
Hodinihina ao ny tenin’ny apostoly Paoly tamin’ny anti-panahin’i Efesosy, araka ny hita ao amin’ny Asan’ny Apostoly toko faha-20. Ho hitantsika hoe: Inona no nataony mba hitoriana tamin’ny fomba feno? Nahoana isika no tokony hitory ny vaovao tsara amin’ny fomba feno? Ahoana no hanaovantsika izany?
HO HITANAO ATO KOA:
Ny Soratra Tranainy sy ny Baiboly
PEJY 21
Hitako ny Nitomboan’ny Vahoakan’i Jehovah Teto Korea
PEJY 23
Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Taratasin’i Jaona sy Joda
PEJY 27
PEJY 30
Fanondroana Ny Tilikambo Fiambenana 2008
PEJY 31
PEJY 32