FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 15/5 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 15/5 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Mey 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 Jona 2008–6 Jolay 2008

Ahoana no Tokony Hitondrantsika ny Hafa?

PEJY 3

HIRA: 35, 62

7-13 Jolay 2008

Manaova Soa Hatrany

PEJY 7

HIRA: 95, 145

14-20 Jolay 2008

Akaiky ny Fanafahana Hoentin’​ny Fanjakan’​Andriamanitra!

PEJY 12

HIRA: 181, 130

21-27 Jolay 2008

Mifidiana ny Hanompo An’​i Jehovah Dieny Mbola Tanora

PEJY 17

HIRA: 157, 221

28 Jolay 2008–3 Aogositra 2008

Tahafo i Paoly ka Manaova Fandrosoana

PEJY 21

HIRA: 123, 129

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 3-11

Hita ao amin’ilay toriteny malaza nataon’i Jesosy fa tena tokony halemy fanahy sy hamindra fo ary ho tia fihavanana isika. Nampirisihiny ‘hampamirapiratra ny fahazavan’izy ireo’ ny mpianany. Natorony koa ny fomba tokony hitondrana ny hafa, anisan’izany ny fahavalo.

Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 12-16

Nahoana no tena mila fanafahana noho ny hatramin’izay ny olombelona? Nahoana i Jehovah no atao hoe Mpanafaka Lehibe? Ahoana no hanafahan’ny Fanjakan’Andriamanitra antsika tsy ho ela? Ho hitanao ato ny valin’izany.

Lahatsoratra Fianarana 4, 5 PEJY 17-25

Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny hoe: Nahoana ny tanora no tokony hanompo an’Andriamanitra? Ho vitany ve ny hiaina mifanaraka amin’ny fanoloran-tenany, na inona na inona lazain’ny olona? Inona avy no karazana fanompoana azony atao? Nahoana ny ohatra navelan’ny apostoly Paoly no manampy ny Kristianina rehetra hanao fandrosoana?

HO HITANAO ATO KOA:

Miezaha Hanana “Fahamasinana ao Amin’ny Fahatahorana An’Andriamanitra”

PEJY 26

Fomba Andaminana ny Filan-kevi-pitantanana

PEJY 29

Velona ny Tenin’i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Asan’ny Apostoly

PEJY 30

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara