FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 15/1 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 15/1 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Janoary 2008

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

11-17 Febroary 2008

‘Tandremo Tsara Hatrany Ilay Fanompoana Noraisinao tao Amin’ny Tompo’

PEJY 4

HIRA: 193, 151

18-24 Febroary 2008

Tandremo Tsara ny ‘Fahaizanao Mampianatra’

PEJY 8

HIRA: 6, 123

25 Febroary 2008–2 Martsa 2008

Mandray ny Vaovao Tsara ny Olona ‘Manana Toe-po Tsara’

PEJY 13

HIRA: 156, 133

3-9 Martsa 2008

Mendrika Hahazo An’ilay Fanjakana Izy Ireo

PEJY 20

HIRA: 195, 60

10-16 Martsa 2008

Mendrika Hisotro Amin’ny Loharanon’ny Ranon’aina Izy Ireo

PEJY 24

HIRA: 99, 187

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1-3 PEJY 4-17

Hanamafy ny fahatapahan-kevitrao handray anjara hatrany amin’ny fanompoana kristianina, ireo lahatsoratra fianarana telo ireo. Hampahatsiahiviny anao ny hoe nahoana ianao no tokony ho be zotom-po. Hasehony anao ny fomba hanatsaranao ny ‘fahaizanao mampianatra.’ Hampahery anao koa ny mahafantatra, fa mbola maro no mandray rehefa mitory isika.

Lahatsoratra Fianarana 4, 5 PEJY 20-28

Hazavain’ireo lahatsoratra roa ireo amin’ny an-tsipiriany ny fanantenana ananan’ny tena Kristianina: na hiaraka amin’i Kristy any an-danitra, na hiaina mandrakizay eo ambany fitondran’ilay Fanjakana. Vao mainka àry hankasitrahanao bebe kokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana avy amin’i Jehovah sy ny fahendreny tsy hita fetra.

HO HITANAO ATO KOA:

Ny Tilikambo Fiambenana Gazety Fianarana

PEJY 3

Te Hanatsara ny Fiainanao ve Ianao?

PEJY 17

Velona ny Tenin’​i Jehovah—Hevitra Misongadina ao Amin’​ny Bokin’​i Matio

PEJY 29

Hosivanina toy ny Vary ny Kristianina

PEJY 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara