Indeksa Araka ny Foto-kevitra ho An’ny Ny Tilikambo Fiambenana 1996
Daty manondro ny nomerao misy ilay lahatsoratra
BAIBOLY
Ady Natao ho An’ny Baiboly Espaniola, 1/6
Manohana ny Fitantaran’ny Baiboly ny Angano Momba ny Safo-drano, 15/9
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
Afaka mamela ny fahotana ve ny Kristiana? 15/4
Afaka minia manadino zavatra ve ny olona iray? (Fil. 3:13), 1/5
Anaran’ny fianakaviana rehetra (Efes. 3:14, 15), 15/1
Fahendrena ve ny manatona mpitsabo aretin-tsaina? 1/9
Ho tonga eto an-tany ve ny Fanjakan’Andriamanitra? 1/6
Mahalala ny fotoan’ny Haramagedona ve i Jesosy? 1/8
Misy olona vaovao voahosotry ny fanahy masina ve? 15/8
Moa ve ireo Kristiana manana fanantenana ny ho eto an-tany manana fanahy mitovy fatra amin’ny an’ny voahosotra? 15/6
Nahoana ny toʹte (avy eo) no ampiasaina hampidirana izay tonga mialoha sy izay avy manaraka? 15/7
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANA
Ahoana no Tokony Hivavahana Amin’Andriamanitra? 15/7
Andriamanitra sy ny Fitondrana ary Ianao, 1/5
Ankalazao Amin’ny Fomba Mendrika ny Fahatsiarovana, 1/4
Fahitana Fifaliana Amin’ny Fanaovana Mpianatra, 15/2
‘Famelomana ny Ankohonan’ny Tena’ — Any Amin’ireo Tany An-dalam-pandrosoana, 1/10
Fampiasana Tsara ny Teny Fahamarinana, 1/1
Fampiononana sy Fampaherezana — Vatosoa Misy Lafiny Maro, 15/1
Fiainana Mifanaraka Amin’ny Voadim-panambadiana Ataonao! 1/3
Fiakarana Amin’ny Elatra Tahaka ny Voromahery, 15/6
Fomba Fijery Araka An’Andriamanitra Momba ny Zava-pisotro Misy Alkaola, 15/12
Fotoana Anginana sy Itenenana, 15/5
Hararaoty Izao Fahafahana Tsy Manam-paharoa Izao! 15/11
Hazòny Mafy Hatramin’ny Farany ny Fatokiana, 1/5
Jereo ny any Ankoatra ny Zavatra Hitanao! 15/2
Manahaka Ilay Andriamanitsika Tsy Mizaha Tavan’olona ve Ianao? 15/11
Mila ny Miala Tsiny ve Ianao? 15/9
Ny Fomba Anompoan’ireo Mpiandry Kristiana Anao, 15/3
Ny Kristianisma Tany Am-boalohany sy ny Fitondrana, 1/5
“Tsarovy ny Andro Fahiny” — Nahoana? 1/12
JEHOVAH
Afaka Tena ho Tia An’Andriamanitra Tokoa ve Ianao? 15/6
Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao, 1/4
Eken’Andriamanitra ve ny Karazam-panompoam-pivavahana Rehetra? 1/7
Jehovah — Tia Fahamarinana sy Rariny, 15/3
Miahy Anao Andriamanitra, 1/3
Midika ho Inona ny hoe Tia An’Andriamanitra? 15/6
Ny Antony Nampiasany Ilay Anarana Lehibe Indrindra, 15/4
JESOSY KRISTY
Fitandremana ny Teny Fanaovam-beloma Notononin’i Jesosy, 15/3
Ho Nanaiky ny Mesia ve Ianao? 15/11
Ny Fahamarinana Momba An’i Jesosy, 15/12
Ny Filazantsara Araka ny Manam-pahaizana Manokana, 15/12
LAHATSORATRA NATAO HIANARANA
Ampianarina Hanao ny Sitrapon’i Jehovah, 15/12
Andriamanitra sy Kaisara, 1/5
‘Aoka mba ho Masina Ianareo Amin’ny Fitondran-tena Rehetra’, 1/8
“Araho ny Lalan’ny Fitiavana Mandray Vahiny”, 1/10
“Aza Miraviravy Tànana”, 1/3
Derao Ilay Mpanjakan’ny Mandrakizay! 1/4
Diniho ny Tsy Mivadika! 15/3
Enga Anie i Jehovah Hilaza hoe Tsara ny Tatitra Momba Anao, 15/9
Falifaly Dieny Izao sy ho Mandrakizay, 15/2
Fampianarana — Ampiasao Izy Io mba Hiderana An’i Jehovah, 1/2
Fandoavana Amin’i Kaisara Izay An’i Kaisara, 1/5
Fandraisam-bahiny Kristiana eo Amin’ny Tontolo Iray Voazarazara, 1/10
Fanjakan’Andriamanitra — Takatrao ve ny Hevitr’izany? 1/2
Fiainana Mifanaraka Amin’ny Lalàn’i Kristy, 1/9
Fiatrehana Ilay Zava-tsarotra, dia ny Tsy Fivadihana, 15/3
Fiavian’i Jesosy sa Fanatrehan’i Jesosy — Iza Amin’ireo? 15/8
Fitahiana na Fanozonana — Misy ny Safidy! 15/6
Fitahiana na Fanozonana — Ohatra ho Antsika Amin’izao Andro Izao, 15/6
Fizarana Ilay Fampiononana Omen’i Jehovah, 1/11
Hazòny ny Firaisan-tsaina Amin’izao Andro Farany Izao, 15/7
Ho Voavonjy ve Ianao Rehefa Hanao Zavatra Andriamanitra? 15/8
Ilay Tempolin’i Jehovah Ara-panahy Lehibe, 1/7
Inona no Loha Laharana eo Amin’ny Fiainanao? 15/12
Lehilahy Manambady Sady Loholona — Fampifandanjana Ireo Andraikitra, 15/10
Manakaiky ny Fandresen’ny Fanompoam-pivavahana Marina, 1/7
Manana Antony Hanaovana Hiakam-pifaliana Isika, 15/2
Mandosira ho Amin’ny Toeram-pialofana Alohan’ny “Fahoriana Lehibe”, 1/6
Mankafy Firaisan-tsaina Sarobidy ny Fianakavian’i Jehovah, 15/7
Manome Fiadanana sy Fahamarinana Tondraka i Jehovah, 1/1
“Miandrasa Ahy Hianareo”, 1/3
“Miderà An’i Jah Ianareo, ry Olona!” 1/4
Mila Fikarakarana Feno Fitiavana ny Ondrin’i Jehovah, 15/1
Mila ny Fahalalana An’Andriamanitra ny Olombelona, 15/1
Milofosa Amin’ny Famakian-teny, 15/5
Mitodiha any Amin’i Jehovah Hahazoana Fampiononana, 1/11
Mitokia Amin’i Jehovah sy ny Teniny, 1/2
Mpiandraikitra Mpitety Faritany — Fanomezana Voaforona Lehilahy, 15/11
Ny Antony Andraisan’ny Fanompoam-pivavahana Marina ny Fitahian’Andriamanitra, 15/4
Ny Antony Hahatonga ny Fivavahana eo Amin’izao Tontolo Izao Hifarana, 15/4
Ny Fitoerana ho Mpitovo — Varavarana ho Amin’ny Asa Tsy Voahelingelina, 15/10
Ny Fomba Anompoan’ireo Mpiandraikitra Mpitety Faritany Amin’ny Maha-mpitandrin-draharaha Mahatoky, 15/11
Ny Lalàn’i Kristy, 1/9
Ny Lalàna Talohan’i Kristy, 1/9
Ny Taranaky ny Menarana — Hatraiza Izy Io no Nalana Sarona? 1/6
Ray Sady Loholona — Fanatanterahana Ireo Anjara Asa Roa Ireo, 15/10
Ry Ray Aman-dreny, Mahità Fifaliana Amin’ny Zanakareo, 1/12
Tanora Izay Mahatsiaro ny Mpanao Azy, 1/12
“Tiava ny Fahamarinana sy ny Fiadanana”! 1/1
“Trano Fivavahana ho An’ny Firenena Rehetra”, 1/7
Tsy Maintsy Ampamoahin’Andriamanitra ny Rehetra, 15/9
‘Tsy Maintsy Masina Ianareo Satria Masina Aho’, 1/8
Vakio ny Tenin’Andriamanitra ary Manompoa Azy Amin’ny Fahamarinana, 15/5
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Akoila sy Prisila — Mpivady Fakan-tahaka, 15/12
Apolosy — Mpitory ny Fahamarinana Kristiana, 1/10
Efa Voavonjy ve Ianao? 1/2
Epafrodito — Iraky ny Filipiana, 15/8
Falifaly eo Amin’ny Tontolo Iray Tsy Ahitam-pifaliana, 15/1
Fampiononana ho An’ireo Ampahorina, 1/11
Fampiononana Nandritra Ireo Taona Nisian’ny Ady (Bosnia, Kroasia), 1/11
Fanantenana Tsara Kokoa ho An’ny Fanahy, 1/8
Faraday — Mpahay Siansa Sady Lehilahy Nanam-pinoana, 1/8
Fehezin’ny Anjara ve ny Fiainanao? 1/9
Fiainana Aorian’ny Fahafatesana — Amin’ny Fomba Ahoana, Aiza, Rahoviana? 15/10
Fianaran’i Jona ny Famindram-pon’i Jehovah, 15/5
Fianarana avy Amin’ny Tany Nampanantenaina, 15/8
Fitomboan’ny Fitrangan’ny Vaovao Ratsy, 15/4
Fitsidihana ny Tany Nampanantenaina, 15/8
Gamaliela — Nampianatra An’i Saoly avy any Tarsosy, 15/7
Hita Hatraiza Hatraiza ny Herisetra, 15/2
Iharan’ny Fitsarana An-tendrony Ve? 1/6
Inona no Tsy Maintsy Ataontsika mba ho Voavonjy? 1/2
Isika dia Mila Tena Sakaiza, 15/3
Iza no Mendrika Hantsoina hoe Raby? 1/7
Izay Azon’ireo Zavaboary “Hendry Sady Mahay” Ampianarina Antsika, 15/7
Lany Andro ve ny Fifadian-kanina? 15/11
Lydia — Mpivavaka Tamin’Andriamanitra Tia Nandray Vahiny, 15/9
Mamarana ny Fotoan’ny Haizina ny Fahazavana, 15/1
“Mampianara Anay Hivavaka”, 15/7
Mampianatra ny Finoana ny Anjara ve ny Baiboly? 1/9
Mampifaly An’Andriamanitra Avokoa ve ny Fivavahana Rehetra? 15/9
Mety Hisy ve ny Fiadanana? 1/1
Mifalia Amin’ny Fisakaizana Maharitra, 15/3
‘Misy Dikany Amin’Andriamanitra ve Aho?’ 1/3
Misy Fiainana ve Aorian’ny Fahafatesana? 15/10
Mitaky ny Fifadian-kanina ve Andriamanitra? 15/11
Miverina ho Amin’ny Vovoka — Amin’ny Fomba Ahoana? 15/9
Moa ve ny Nofy Afaka Manambara Mialoha ny Hoavy? 1/10
Mosesy sy Arona — Mpitory Be Herim-po, 15/1
Nahoana no Manome ho An’i Jehovah? 1/11
Nampitomboina ve ny Fitantarana ny Amin’ny Harenan’i Solomona Mpanjaka? 15/10
Nanao Batisa Mpitondra Fanjakana Etiopiana i Filipo, 15/7
Nanompo An’Andriamanitra Tsy Nisy Fiovaovana i Daniela, 15/11
Nitory i Petera, Tamin’ny Pentekosta, 15/9
Ny Fiafarana Maharitry ny Herisetra — Amin’ny Fomba Ahoana? 15/2
Ny Fiheveran’Andriamanitra ny Fanompoam-pivavahan’ny Tontolon’ireo Fivavahana Lazaina fa Kristiana, 1/7
Ny Paka sa ny Fahatsiarovana — Iza Amin’ireo? 1/4
Ny “Taranak’i Davida” — Zava-nisy sa Tantara Noforonina? 15/10
Ny Tena Filaminana — Ankehitriny sy Mandrakizay, 15/5
Ny Tena Filaminana — Tanjona Iray Sarotra Tratrarina, 15/5
Rehefa Mamely ny Loza Araka ny Natiora, 1/12
Théophile avy any Antiokia, 15/3
Tsy Hisy Intsony ny Fitsarana An-tendrony! 1/6
Tsy Maintsy Manonofy Isika, 1/10
Tsy Mety Maty ve ny Fanahy? 1/8
Vaovao Tsara Amin’ny Hoavy! 15/4
Zazavavy Kely Niteny Tamin-kerim-po, 15/5
MITANTARA IREO MPITORY ILAY FANJAKANA
1/1, 1/2, 1/3, 1/4, 1/5, 1/6, 1/8, 1/9, 1/10, 1/12
TANTARAM-PIAINAN’OLONA
“Aza Miasa Hahazo ny Hanina Mety ho Levona” (D. Lunstrum), 1/4
Fampifantohana Hatrany ny Maso sy ny Fo Amin’ny Loka (E. Michael), 1/8
Fanompoana An’i Jehovah Amin’ny Maha-Fianakaviana Tafaray (A. Santoleri), 1/10
Fanompoana eo Ambanin’ny Tanana Be Fitiavan’i Jehovah (L. Zoumbos), 1/5
Fanompoana Ilay Andriamanitra Mendri-pitokiana (K. Progakis), 1/9
Jehovah no Fialofako (P. Makris), 1/12
Mahavita “Fahagagana” ny Tenin’Andriamanitra (T. Héon), 1/7
Maherin’ny 50 Taona ‘Nitana’ (E. Paterakis), 1/11
Nanompo An’i Jehovah Tamim-panetren-tena Izy (J. Booth), 15/6
Ny Fanantenako Nandritra ny Fiainako Manontolo — Ny Tsy ho Faty Mandrakizay (H. Priest), 1/2
Tafaray ao Amin’ny Fanompoana na Amin’ny Mora na Amin’ny Sarotra (M. sy B. Muller), 1/3
Tsy Nahafoy Anay Mihitsy i Jehovah (N. Dori), 1/1
Voaporofo fa Nomba Ahy i Jehovah (M. Henning), 1/6
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Ezaka Manokana Nanaovana Fanambarana Tany Gresy, 15/4
Fampielezana ny Fahamarinana avy ao Amin’ny Baiboly any Portogaly, 15/2
Fanampiana eo Anivon’ny Sisan-javatra Tsy Rava, 1/12
Fanaovana Fanambarana any Cameroun, 15/8
Fanaovana Fanambarana any Groenland, 15/6
Fanitarana Noho ny Fitahian’i Jehovah (fitokanana ny foibe), 15/4
Fiadanana eo Amin’ny Tontolo Iray Misafotofoto Izaitsizy, 1/1
Fivoriamben’ny Distrika “Mpidera An’Andriamanitra Amim-pifaliana”, 15/1
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 1/6, 1/12
Hajaina ny Zon’ny Marary, 15/3
“Koa Aiza Izay Fiangonanareo?” (Mozambika), 15/12
“Mahaiza Mankasitraka ny Olona Tahaka Ireny”, 15/6
Moa ve Ianao Mpisava Lalana Mahay Mandanjalanja? 15/5
Nohamafisina Indray ny Zo ho Amin’ny Fanekena Atao Amim-pahalalana Tsara, 15/11
Notohanan’ilay Sakaizany Lehibe Indrindra (Tchécoslovaquie), 15/3
Notohanana ny Fahalalahana Ara-pivavahana any Japon, 1/11
Ny Fisotroan-dronono — Varavarana Misokatra ho Amin’ny Asa Ve? 15/7
Toe-javatra Tsara ho An’ny Fitomboana (Guinée Équatoriale), 15/10