FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w91 15/1 p. 25
  • “Niady ny ady tsara” izy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Niady ny ady tsara” izy
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny fifaliana amin’ny fijinjana any India
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Jehovah no Tokiko Hatramin’ny Fahatanorako
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Tsapako fa Tia sy Miahy Ahy i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • “Tiako Raha Tsy Misy Fanavakavahana Izany Mihitsy”
    Tantaram-piainan’ny Vavolombelon’i Jehovah
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
w91 15/1 p. 25

“Niady ny ady tsara” izy

Nahavita ny fihazakazahany teto an-tany tamin’ny 4 jolay 1990 ny rahalahy F. E. Skinner. Enina amby sivifolo taona i Edwin Skinner ary niasa ho an’ny fampandrosoana ny tombontsoan’ny Fanjakan’i Jehovah manontolo andro tany India hatramin’ny volana jolay 1926. Natao batisa tany Angletera tamin’ny 1919 izy. Navoaka tao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 1 aprily 1990 ny tantaran’ny fiainany. Tena lehilahy nanana finoana sy fiaretana marina ny rahalahy Skinner raha ny amin’ny fanaovana ny fihazakazahana hatramin’ny farany, ary azo antoka fa nahazo ny valisoany izy. — 2 Timoty 4:7, 8, MN.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara