FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w90 1/11 p. 32
  • “Indro, havaoziko ny zavatra rehetra”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Indro, havaoziko ny zavatra rehetra”
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
w90 1/11 p. 32

“Indro, havaoziko ny zavatra rehetra”

Io ambony io dia fampanantenan’Andriamanitra noraisina ho lohatenin’ny bokikely fianarana teny ara-tsindrimandry iray. (Apokalypsy 21:5) Midika inona ho antsika izany fampanantenana izany? Ahoana no hahatanterahan’izy io, ary rahoviana?

Fantaro izany amin’ny famakiana an’io bokikely miloko, 32 pejy io. Ho tonga any aminao izany, miaraka amin’ny bokikely Fitondram-panjakana izay hitondra ny Paradisa sy Mifalia amin’ny fiainana eto An-tany Mandrakizay!, amin’ny fandraisana anjara 720 Fmg monja.

Aza fady, mba alefaso ho ahy ny bokikely telo Indro, havaoziko ny zavatra rehetra, Fitondram-panjakana izay hitondra ny Paradisa, ary Mifalia amin’ny fiainana eto An-tany Mandrakizay! Ampiarahiko ny vola 720 Fmg.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara