FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w88 1/10 p. 32
  • Fanampiana amin’ny fifidianana ny naman’ny tena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanampiana amin’ny fifidianana ny naman’ny tena
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
w88 1/10 p. 32

Fanampiana amin’ny fifidianana ny naman’ny tena

Hanaiky izany ve ianao? Matetika no tsy maintsy manao fanapahan-kevitra lehibe ireo zatovo mitombo amin’izao andronstika mikorontona izao. Izao no nosoratan’ny zatovovavy iray avy any Grande-Bretagne taminay momba ireo torohevitra omen’ny boky Votre jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti:

“Azoko antoka fa io no boky tsara indrindra nosoratana ho an’ny ankizy. 13 taona aho. Nanampy ahy tamin’ny lafiny maro io boky io, ohatra tamin’ny fanontaniana hoe ‘Nahoana no mianatra any an-tsekoly?’, ‘Mamita izay natombokao ve ianao?’ sy ny hoe ‘Iza no irinao ho namana?’ Nanampy ahy be dia be io toko farany io, satria sarotra tamiko ny nifidy ireo namako. Misaotra noho ny namoahana an’io boky mahafinaritra tokoa io.”

Azonao atao koa ny mandray an’io boky io izay andinihana fanontaniana maro, anisan’izany ireo voatonona eo ambony. Ampy ny mameno sy mamerina ny tapakila eto ambany, miaraka amin’ny fandraisana anjara an-tsitrapo 300 FMG.

Aza fady mba alefaso ho ahy, tsy misy fandoavam-bola aorian’ny haharaisana ny zavatra, ilay boky mifono baoritra 192 pejy mitondra ny lohateny hoe Votre jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti. Ampiarahiko ny fandraisana anjara an-tsitrapo 300 FMG.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara