Les Saintes Écritures—Traduction du monde nouveau
Mba hahafahanao mamaky ilay boky malaza indrindra eto amin’izao tontolo izao, dia atolotray anao ity fandikan-tenin’ny Baiboly manontolo amin’ny teny frantsay amin’ny andro ankehitriny ity. Ho hitanao ao ny fanamarihana, konkordansa, fanampiny sy sarintany.
Aza fady mba alefaso ho ahy, tsy misy fandoavam-bola aorian’ny haharaisana ny zavatra, Les Saintes Écritures — Traduction du monde nouveau. Arotsako ny vola 2 100 FMG.