Fantaro ny momba ny fitondram-panjakana izay hitondra ny tany tsy ho ela
Hitondra ny tany manontolo tsy ho ela ny fitondram-panjakana iray. Ny boky hoe “Ho tonga anie ny Fanjakanao!” dia milazalaza ny amin’ny fiovana tampoka hitranga rehefa handrava ireo fanjakana rehetra misy amin’izao andro izao io fitondram-panjakana io. Raha tianao ny fiainana dia mila manaiky an’io fitondram-panjakana haneran-tany ho avy io ny tenanao. Fantaro àry hoe iza no handimby an’ireo mpitondra ny tany.
Mba hahazoanao an’io boky mifono baoritra misy pejy 192 io, dia fenoy ka avereno ny tapakila etsy ambany miaraka amin’ny fandraisana anjara an-tsitrapo 600 FMG.
Aza fady mba alefaso amiko ny boky hoe “Ho tonga anie ny Fanjakanao!”. Indro alefako ny fandraisana anjara an-tsitrapo 600 FMG.