FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w87 1/8 p. 32
  • Tsy nahazo an’ireo ve ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy nahazo an’ireo ve ianao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
w87 1/8 p. 32

Tsy nahazo an’ireo ve ianao?

◼ Velona ve ny maty?

◼ Ny ady ho amin’ny fanapahana izao tontolo izao: iza no hahazo izany?

◼ Miaina amin’ny “andro farany” ve isika?

◼ Ny SIDA: Iza no rahonan’izany? Ahoana no hiarovan-tena aminy?

◼ Ny fampihorohoroana: Iza no voaro amin’izany?

◼ Ny alikaola eny am-pandefasana fiarakodia

Ireo lohateny rehetra ireo dia sasantsasany monja amin’ireo foto-kevitra novelabelarina tao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-vous! tao anatin’ny taona lasa, ary mampiseho ny karazan’izay atokanay ho anao ao anatin’ireo volana ho avy.

Ity misy ohatra ny amin’ny nilana ny Réveillez-vous!: Ny mpampianatra mamily fiarakodia iray izay nahazo ny nomerao momba “Ny alikaola eny am-pandefasana fiarakodia” dia nanafatra 400 mahery tamin’izany mba hampidirana azy tao amin’ny fandaharam-pampiofanany amin’ny familiana eny amin’ny arabe.

AZA DISO AN’IREO VOLANA 12 HO AVY

Aza fady mba anaovy famandrihana herintaona amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy ny Réveillez-vous! aho. Indro arotsako ny vola 20 800 FMG (fiaramanidina).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara