FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w87 15/6 p. 32
  • ‘Mihoatra ny nanampoizana azy ilay izy’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Mihoatra ny nanampoizana azy ilay izy’
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
w87 15/6 p. 32

‘Mihoatra ny nanampoizana azy ilay izy’

NANORATRA toy izao ny lehilahy iray monina any Pays-Bas izay miasa ao amin’ny fanaovana fikarohana ara-tsiansa: “Tsy matetika aho no mandray penina mba hilazana fa nankamamy famakian-teny iray aho. Kanefa ilay boky hoe La vie: comment est-elle apparue? Evolution ou création? dia tena boky hafa dia hafa.”

Manazava io lehilahy io fa mifandray amin’ny biolojista isan’andro izy ka “ilaina ny fahagagana mba hinoan’ny anankiray amin’izy ireny ny famoronana. Tena mihoatra izay rehetra nanampoizana azy anefa io boky io. Ny fitohizan’ireo toko amin’ny fomba mifandrindra sy ireo sary dia tena eo amin’ny fara herin’ny siansa ka raha tsy jamba dia tsy afaka hanohitra azy ireny na amin’inona na amin’inona (...). Ny mahatonga hino an’io boky io ambonin’ny zavatra rehetra dia ireo teny nalaina hampitenenana evaolisionista malaza (...). Manana fikasana hentitra aho ny hanoro hevitra ny sasany amin’ireo mpiara-miasa amiko (taloha sy ankehitriny) mba hamaky an’io boky io”.

Matoky izahay fa ho toy izany ny fiheveranao ny boky Création, dia io boky 256 pejy misy sary mahafinaritra io.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe La vie: comment est-elle apparue? Evolution ou création?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara