Aorian’ny fandringanana izao tontolo izao iray... fiadanana hanerana izao rehetra izao
Ho avy aiza izany fandringanana izany? Hiankina amin’inona ny fiadanana hanaraka izany? Ho asan’ny olombelona ve izany?
Matetika Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-vous! no mivaofy foto-kevitra lehibe toy izany amin’ny alalan’ny Baiboly. Ireo fanontana faramparany tamin’ity gazety ity dia namaly indrindra ireo fanontaniana voatonona eo aloha ireo. Mba hahazoana antoka fa tsy ho diso an’ireo nomerao manaraka, dia avereno amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila valiny eto akaiky.
Aza fady mba anaovy famandrihana herintaona amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana amin’ity vola 5 430 FMG (fiaramanidina) (vidiny mety hiova).