Aoka ianao hahazo ny Baiboly Masina amin’ny fiteny hainao. Amin’ny fiteny alemana, anglisy, espaniola, frantsay, italiana, neerlanday, portiogay...
Io Baiboly mora azo io dia voasoratra amin’ny fiteny hainao. Voafono baoritra izy io ary misy konkordansa, teny fanampiny ary sarin-tany.
Ampahafantaro ahy aza fady ny fomba mety hahazoako ny Les Saintes Ecritures — Traduction du monde nouveau amin’ny fiteny