TELA-MELA (Tèla-mèla) [Dongon-tsira]. Toerana tany Babylona. Nisy olona avy any nody tany Joda tamin’ny 537 T.K., saingy tsy afaka nilaza hoe iza ny razambeny.—Ezr 2:1, 59; Ne 7:6, 61.