FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Nodaba”
  • Nodaba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nodaba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Gada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Robena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Foko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Manase
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Nodaba”

NODABA

(Nodàba).

Anisan’ireo foko niray dina rehefa niady tamin’izy ireo ny fokon’i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, ka naharesy tanteraka azy ireo noho ny fanampian’i Jehovah. (1Ta 5:18-22) Izay ihany no fantatra momba an’io foko io. Toa mbola ahitana an’io anarana io ilay hoe Nodebe, tanàna any an-tany efitra, any atsinanan’i Palestina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara