FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fefy”
  • Fefy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fefy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Voarointsilo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny tsy fivadihan’i Joba: iza no afaka manahaka azy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Niaritra i Joba — Afaka Manao toy Izany koa Isika!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
  • “Tsy Hanaiky Hivadika Mihitsy Aho”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fefy”

FEFY

Zavamaniry be tsilo mifanety no natao fefy manodidina saham-boankazo sy tanimboaloboka, sao hidiran’ny mpangalatra na biby mpanimba voly. (Is 5:5) Miaro no dikan’ny hoe ‘manisy fefy.’ (Jb 1:10, f.a.p.) Midika kosa hoe manisy sakana eo anoloan’ny olona na firenena iray ny hoe ‘mamefy manodidina’, mba ho tapi-dalan-kaleha izy ka hamoy fo. (Jb 3:23; Ho 2:6; ampit. Jb 19:8; Ft 3:7-9.) “Ratsy noho ny fefy tsilo” manindrona sy mandratra “ny olo-marina indrindra” tamin’ny andron’i Mika, satria tena ratsy fitondran-tena ireo Israelita.​—Mi 7:4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara