FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Eltolada”
  • Eltolada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Eltolada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tolada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Simeonita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Refaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Tafiditra ao Amin’ny Faritanin’ny Foko Hafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Eltolada”

ELTOLADA

(Eltòlada).

Tanàna tany amin’ny faritra atsimo amin’ny faritanin’ny fokon’i Joda, any akaikin’ny sisin-tanin’i Edoma. (Js 15:21, 30) Antsoin’ny 1 Tantara 4:29 hoe Tolada izy io. Anisan’ny tanànan’i Joda, izay nomena ho lovan’ny Simeonita izy io. (Js 19:1, 4) Resahin’ny 1 Tantara 4:24-31 fa an’ny Simeonita ireo tanàna ireo hatramin’ny andro nanjakan’i Davida.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara