TOLADA (Tolàda). Toa anarana hafa niantsoana an’i Eltolada, tanànan’ny fokon’i Simeona.—1Ta 4:24, 29, 31; Js 15:30; 19:1, 4; jereo ELTOLADA.