FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Eldada”
  • Eldada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Eldada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Medada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Josoa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mosesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tamin’ny Ahoana i Jesosy Kristy no Mpaminany Tahaka An’i Mosesy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Eldada”

ELDADA

(Eldàda) [mety hidika hoe Andriamanitra dia Nitia].

Iray tamin’ireo anti-panahy 70 nofidin’i Mosesy mba hanampy azy, satria navesatra taminy ny nitondra ny vahoaka. Nitaraina mantsy i Mosesy fa tsy vitany irery ny nitondra an’ilay vahoaka, satria nimenomenona ny Israelita sy ireo olona samihafa firenena niaraka tamin’izy ireo, ka nilaza hoe leo mana fa te hihinan-kena. Nasain’i Jehovah nanangona anti-panahy 70 sy nitondra azy ireo tany amin’ny tranolay fihaonana àry i Mosesy. Nakan’i Jehovah ny fanahy tao amin’i Mosesy, avy eo, ka nataony tao amin’ireo anti-panahy. Nanomboka naminany àry izy ireo. Nijanona tao an-toby kosa ny anti-panahy roa lahy, izany hoe i Eldada sy Medada, ary azo antoka fa noho ny antony nitombina. Nahazo fanahy masina koa izy roa lahy, ary nanao hoatran’ny mpaminany, tao an-toby. Nolazaina tamin’i Mosesy izany, ary ren’i Josoa ka nahasaro-piaro azy. Nasainy norarana izy roa lahy, nefa hoy i Mosesy: “Ny fahefako ve no mahasaro-piaro anao? Tsy mety izany! Satriko aza raha mpaminany daholo ny vahoakan’i Jehovah rehetra, ka homen’i Jehovah ny fanahiny!”​—No 11:13-29.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara