FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Medada”
  • Medada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Medada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Eldada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Josoa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mosesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Nomery
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Medada”

MEDADA

(Medàda).

Anisan’ireo anti-panahy israelita 70 voafidy mba hanampy an’i Mosesy tany an-tany efitra. Marina fa tsy niaraka tamin’ireo anti-panahy hafa nankany amin’ny tranolay fihaonana i Medada sy Eldada, nefa “anisan’ireo voasoratra” izy ireo. Rehefa nakan’i Jehovah àry ny fanahy tao amin’i Mosesy ka nataony tao amin’ny tsirairay tamin’ireo anti-panahy 70, dia nahazo tamin’izany koa izy roa lahy ka nanao hoatran’ny mpaminany tao an-toby. (No 11:16, 17, 24-26) Nasain’i Josoa noraran’i Mosesy izy roa lahy. Hoy anefa i Mosesy: “Ny fahefako ve no mahasaro-piaro anao? Tsy mety izany! Satriko aza raha mpaminany daholo ny vahoakan’i Jehovah rehetra, ka homen’i Jehovah ny fanahiny!”​—No 11:27-29.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara