FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • jy p. 2-5
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Lohatenikely
  • FIZARANA 1​—NY TALOHAN’NY FANOMPOAN’I JESOSY
  • FIZARANA 2​—NY FANOMBOHAN’NY FANOMPOAN’I JESOSY
  • FIZARANA 3​—NY FANOMPOANA LEHIBE NATAON’I JESOSY TANY GALILIA
  • FIZARANA 4​—NY FANOMPOAN’I JESOSY FARAMPARANY TANY JODIA
  • FIZARANA 5​—NY FANOMPOAN’I JESOSY TANY ATSINANAN’I JORDANA
  • FIZARANA 6​—NY FANOMPOAN’I JESOSY FARANY
I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
jy p. 2-5

Loha Hevitra Ato Anatiny

PEJY TOKO

FIZARANA 1​—NY TALOHAN’NY FANOMPOAN’I JESOSY

10 1 Hafatra Roa avy Amin’Andriamanitra

12 2 Mbola Tsy Teraka i Jesosy dia Efa Nomem-boninahitra

14 3 Teraka Ilay Hanomana ny Lalana

16 4 Bevohoka i Maria Nefa Tsy Nanambady

18 5 Taiza i Jesosy no Teraka ary Oviana?

20 6 Ilay Zaza Nampanantenaina

22 7 Nitsidika An’i Jesosy Ireo Mpanandro

24 8 Tsy Tratran’ilay Mpanjaka Ratsy Fanahy Izy Ireo

26 9 Nihalehibe tao Nazareta i Jesosy

28 10 Nankany Jerosalema i Jesosy sy ny Fianakaviany

30 11 Nanomana ny Lalana i Jaona Mpanao Batisa

FIZARANA 2​—NY FANOMBOHAN’NY FANOMPOAN’I JESOSY

34 12 Natao Batisa i Jesosy

36 13 Ianaro ny Fomba Niatrehan’i Jesosy Fakam-panahy

38 14 Nanomboka Nanao Mpianatra i Jesosy

40 15 Ny Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy

42 16 Nafana Fo Tamin’ny Fivavahana Marina i Jesosy

44 17 Nampianatra An’i Nikodemosy Tamin’ny Andro Alina i Jesosy

46 18 Nandroso ny Asan’i Jesosy fa Nihena ny Asan’i Jaona

48 19 Nampianatra Vehivavy Samaritanina Iray i Jesosy

FIZARANA 3​—NY FANOMPOANA LEHIBE NATAON’I JESOSY TANY GALILIA

54 20 Fahagagana Faharoa tao Kana

56 21 Tao Amin’ny Synagoga Tany Nazareta

58 22 Ho Lasa Mpanarato Olona ny Mpianatra Efatra

60 23 Nanao Fahagagana tao Kapernaomy i Jesosy

62 24 Nitory Nanerana An’i Galilia i Jesosy

64 25 Nangoraka An’ilay Boka i Jesosy ka Nanasitrana Azy

66 26 “Voavela ny Helokao”

68 27 Niantso An’i Matio i Jesosy

70 28 Nahoana no Tsy Nifady Hanina ny Mpianatr’i Jesosy?

72 29 Azo Atao ve ny Manao Soa Rehefa Sabata? 72

74 30 Ny Fifandraisan’i Jesosy sy ny Rainy

76 31 Nioty Varimbazaha Tamin’ny Sabata Izy Ireo

78 32 Inona no Azo Atao Amin’ny Sabata?

80 33 Nanatanteraka ny Faminanian’i Isaia i Jesosy

82 34 Nifidy An’ireo Apostoly 12 i Jesosy

84 35 Ilay Toriteny Malaza teo An-tendrombohitra

92 36 Manamboninahitra Iray Tena Nanam-pinoana

94 37 Natsangan’i Jesosy Tamin’ny Maty ny Zanakalahin’ny Mpitondratena Iray

96 38 Te Hahafantatra ny Hevitr’i Jesosy i Jaona

98 39 Loza no Hanjo An’ilay Taranaka Tsy Nety Niova

100 40 Nampianatra Momba ny Famelan-keloka i Jesosy

102 41 Iza no Nanome Hery An’i Jesosy mba Hanaovany Fahagagana?

104 42 Niteny Mafy An’ireo Fariseo i Jesosy

106 43 Fanoharana Momba An’ilay Fanjakana

112 44 Nampitsahatra Tafio-drivotra Teny An-dranomasina i Jesosy 112

114 45 Nahavita Nifehy Demonia Maro i Jesosy

116 46 Nikasika ny Akanjon’i Jesosy Izy ka Sitrana

118 47 Velona Indray Ilay Ankizivavy!

120 48 Nanao Fahagagana Izy Nefa Nolavin’ny Olona tao Nazareta

122 49 Nitory Tany Galilia sy Nampiofana ny Apostoly Izy

124 50 Nampiomanina mba Hitory na Misy Fanenjehana Aza

126 51 Fitsingerenan’ny Andro Nahaterahana Nisy Vonoan’olona

128 52 Namahana Olona An’arivony Tamin’ny Mofo sy Trondro Vitsivitsy

130 53 Mpitondra Iray Mahavita Mifehy ny Toetrandro

132 54 I Jesosy no “Mofon’aina”

134 55 Nanafintohina Olona Maro ny Tenin’i Jesosy

136 56 Inona no Tena Mandoto ny Olona?

138 57 Nanasitrana Zazavavy Iray sy Lehilahy Marenina i Jesosy

140 58 Nampitombo ny Mofo i Jesosy ary Nampitandrina Tamin’ny Lalivay

142 59 Iza ny Zanak’olona? 142

144 60 Ilay Fiovan-tarehy Nahitana An’i Kristy Nomem-boninahitra

146 61 Nanasitrana Zazalahy Nisy Demonia i Jesosy

148 62 Lesona Lehibe Momba ny Fanetren-tena

150 63 Inona no Hatao Raha Misy Manafintohina na Manota?

152 64 Ilaina ny Mamela Heloka

154 65 Nampianatra i Jesosy Teny An-dalana ho any Jerosalema

FIZARANA 4​—NY FANOMPOAN’I JESOSY FARAMPARANY TANY JODIA

158 66 Tamin’ny Fetin’ny Tranolay tao Jerosalema

160 67 “Mbola Tsy Nisy Olona Niteny Tahaka Izany Mihitsy”

162 68 Ny Zanak’Andriamanitra no “Fahazavan’izao Tontolo Izao”

164 69 Abrahama sa ny Devoly no Rain’izy Ireo?

166 70 Nanasitrana Lehilahy Teraka Jamba i Jesosy

168 71 Niady Hevitra Tamin’ilay Lehilahy Jamba Taloha ny Fariseo

170 72 Naniraka Mpianatra 70 mba Hitory i Jesosy

172 73 Nasehon’ny Samaritanina Iray fa Tena Namana Izy

174 74 Lesona Momba ny Fandraisam-bahiny sy ny Vavaka

176 75 Nolazain’i Jesosy hoe Inona no Mahasambatra

178 76 Nisakafo tao Amin’ny Fariseo Iray

180 77 Nanome Torohevitra Momba ny Harena i Jesosy

182 78 Tokony ho Vonona Foana ny Mpanompo Mendri-pitokisana

184 79 Nahoana Izy Ireo no Horinganina?

186 80 Ilay Mpiandry Tena Tsara sy ny Valan’ondry

188 81 Inona no Dikan’ny hoe Iray Ihany i Jesosy sy ny Ray?

FIZARANA 5​—NY FANOMPOAN’I JESOSY TANY ATSINANAN’I JORDANA

192 82 Ny Fanompoan’i Jesosy Tany Pere

194 83 Fanasana Hisakafo

196 84 Andraikitra Lehibe ny Manara-dia An’i Jesosy

198 85 Fifaliana Noho Ilay Mpanota Nibebaka

200 86 Niverina Ilay Zanaka Very

204 87 Miezaha ho Malina ka Tsinjovy ny Hoavy

206 88 Ny Fiovana teo Amin’ilay Mpanankarena sy Lazarosy

210 89 Nampianatra tao Pere i Jesosy Tamin’izy ho any Jodia

212 90 “Fananganana ny Maty sy Fiainana”

214 91 Natsangana Tamin’ny Maty i Lazarosy

216 92 Nahay Nankasitraka ny Boka Iray

218 93 Haharihary ny Zanak’olona

220 94 Tena Ilaina ny Mivavaka sy Manetry Tena

222 95 Ny Fisaraham-panambadiana sy ny Fitiavana ny Ankizy

224 96 Namaly ny Fanontanian’ny Tovolahy Iray Mpanankarena i Jesosy

226 97 Fanoharana Momba Ireo Mpiasa tao An-tanimboaloboka

228 98 Te ho Ambony Indray Ireo Apostoly

230 99 Nanasitrana Jamba sy Nanampy An’i Zakaiosy i Jesosy

232 100 Ilay Fanoharana Momba ny Farantsa Folo

FIZARANA 6​—NY FANOMPOAN’I JESOSY FARANY

236 101 Nisakafo tao An-tranon’i Simona tao Betania

238 102 Niditra tao Jerosalema Nitaingina Zanak’ampondra Ilay Mpanjaka

240 103 Nanadio ny Tempoly Indray Izy

242 104 Naneho Finoana ve ny Jiosy Rehefa Nandre ny Feon’Andriamanitra?

244 105 Nampiasa Aviavy Izy mba Hampianarana Momba ny Finoana

246 106 Fanoharana Roa Momba ny Tanimboaloboka

248 107 Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka

250 108 Vitan’i Jesosy ny Niala Tamin’ny Fandrik’ireo Nanohitra Azy

252 109 Nomelohin’i Jesosy Ireo Mpanohitra Azy

254 110 Ny Andro Farany Nankanesan’i Jesosy tao Amin’ny Tempoly

256 111 Nangataka Famantarana ny Apostoly

260 112 Mampianatra Antsika ho Mailo Ilay Fanoharana Momba ny Virjiny

262 113 Mampianatra Antsika Hazoto Ilay Fanoharana Momba ny Talenta

264 114 Hitsara ny Ondry sy ny Osy i Kristy Mpanjaka

266 115 Efa Akaiky Ilay Paska Farany Natrehin’i Jesosy

268 116 Nampianatra Hanetry Tena Izy Tamin’ilay Paska Farany

270 117 Ny Sakafo Harivan’ny Tompo

272 118 Niady Izy Ireo hoe Iza no Lehibe

274 119 I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana

276 120 Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i Jesosy

278 121 “Mahereza! Izaho Efa Naharesy An’izao Tontolo Izao”

280 122 Vavaka Famaranana tao Amin’ilay Efitra Ambony Rihana

282 123 Vonton’alahelo Izy ka Nivavaka

284 124 Nisy Namadika i Kristy ary Nosamborina

286 125 Nentina Tany Amin’i Anasy i Jesosy ary avy eo Tany Amin’i Kaiafa

288 126 Nanda An’i Jesosy i Petera

290 127 Notsarain’ny Fitsarana Avo Jiosy ary Nalefa Tany Amin’i Pilato

292 128 Hitan’i Pilato sy Heroda hoe Tsy Nanan-tsiny Izy

294 129 “Indro ny Lehilahy!”

296 130 Natolotra ny Jiosy i Jesosy ary Nentina Hovonoina

298 131 Nijaly teo Amin’ny Hazo Fijaliana Ilay Mpanjaka Tsy Manan-tsiny

300 132 “Zanak’Andriamanitra Tokoa Io”

302 133 Nokarakaraina ny Vatan’i Jesosy ary Nalevina

304 134 Foana ny Fasana fa Velona i Jesosy!

306 135 Niseho Tamin’ny Olona Maro i Jesosy Efa Natsangana Tamin’ny Maty

308 136 Teo Amoron’ny Ranomasin’i Galilia

310 137 Olona An-jatony no Nahita Azy Talohan’ny Pentekosta

312 138 Teo Ankavanan’Andriamanitra i Kristy

314 139 Hanova ny Tany ho Paradisa i Jesosy ary Hamita ny Asa Nasaina Nataony

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara