Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
Sary nahazoan-dalana:
◼ Sary 24-25: WHO photo by Edouard Boubat
◼ Sary 88-89: Explosion: Based on USAF photo; child: Based on WHO photo by W. Cutting
© 2005, 2015
Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
MPAMPANONTA
Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc.
Wallkill, New York, U.S.A.
Pirinty natao tamin’ny Septambra 2015
Tsy natao hamidy ity boky ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.