Lohahevitra ato anatiny
2 Nomem-boninahitra talohan’ny nahaterahany
3 Teraka ilay mpanomana ny lalana
5 Ny nahaterahan’i Jesosy — Taiza ary oviana?
6 Ilay Zanaka araka ny fampanantenana
8 Fandosirana ny tanan’ny mpanapaka jadona iray
9 Ny fiainam-pianakavian’i Jesosy nandritra ny fahazazany
10 Ireo dia nankany Jerosalema
13 Fianarana avy amin’ireo fakam-panahy nahazo an’i Jesosy
14 Ireo mpianatr’i Jesosy voalohany
15 Ny fahagagana voalohany nataon’i Jesosy
16 Zotom-po ho an’ny fanompoam-pivavahana amin’i Jehovah
17 Fampianarana an’i Nikodemosy
18 Nihena i Jaona, nitombo i Jesosy
19 Fampianarana vehivavy samaritana iray
20 Fahagagana faharoa fony tany Kana
21 Tao amin’ny synagogan’ilay tanàna niaviany
22 Nantsoina ny mpianatra efatra
23 Fahagagana hafa koa tany Kapernaomy
24 Nahoana i Jesosy no tonga teto an-tany
25 Fampisehoana fangoraham-po tamin’ny boka iray
28 Nanontaniana momba ny fifadian-kanina
29 Fanaovana asa soa tamin’ny Sabata
30 Famaliana ireo mpiampanga azy
31 Fiotazana salohim-bary tamin’ny Sabata
32 Inona no araka ny lalàna ny fanaovana azy tamin’ny Sabata?
33 Fanatanterahana ny faminanian’i Isaia
34 Fifidianana ireo apostoliny
35 Ilay toriteny malaza indrindra
36 Ny finoana lehibe nananan’ny mpanao raharaha tao amin’ny tafika iray
37 Nampisinda ny alahelon’ny mpitondratena iray i Jesosy
38 Tsy ampy finoana ve i Jaona?
39 Ny miavonavona sy ny manetry tena
40 Fianarana momba ny famindrampo
42 Niteny mafy ireo Fariseo i Jesosy
43 Fampianarana tamin’ny alalan’ny fanoharana
44 Fampitsaharana tafiodrivotra nahatahotra iray
45 Olona iray tsy nampoizina ho tonga mpianatra
46 Nikasika ny akanjony ilay vehivavy
47 Ranomaso nivadika ho faharavoana be
48 Fandaozana ny tranon’i Jairo ary fitsidihana an’i Nazareta indray
49 Dia fitoriana hafa indray nanerana an’i Galiia
50 Fampiomanana mba hiatrika fanenjehana
51 Vonoana olona nandritra ny fankalazana ny fitsingerenan’ny andro nahaterahana
52 Namahana olona an’arivony maro tamin’ny fomba mahagaga i Jesosy
53 Mpanapaka mahery noho ny olombelona izay irina fatratra
54 “Ilay tena mofo avy any an-danitra”
55 Nitsahatra tsy nanaraka an’i Jesosy ny mpianatra maro
56 Inona no mandoto ny olona iray?
57 Fampisehoana fangoraham-po tamin’ireo nijaly
59 Iza marina tokoa moa i Jesosy?
60 Fahitana mialoha ny voninahitry ny Fanjakan’i Kristy
61 Sitrana ny zazalahy iray azon’ny demonia
62 Fianarana momba ny fanetren-tena
63 Torohevitra niharo fananarana fanampiny
64 Fianarana momba ny famelan-keloka
65 Dia nangingina iray nankany Jerosalema
66 Tamin’ny Andro Firavoravoana Tabernakely
67 Tsy nahasambotra azy izy ireo
68 Fampianarana fanampiny tamin’ny andro fahafito
69 Ny raharaha ny amin’izay rain’izy ireo
70 Fanasitranana lehilahy iray teraka jamba
71 Ny finiavan’ireo Fariseo tsy hino
73 Ny Samaritana iray tsara fanahy
74 Torohevitra ho an’i Marta, sy toromarika momba ny vavaka
75 Ny loharanon’ny fahasambarana
76 Fiaraha-nisakafo tamin’ny Fariseo iray
78 Aoka ianao ho vonona hatrany!
79 Firenena iray nafoy, nefa tsy izy manontolo
80 Ireo valan’ondry sy ny mpiandry ondry
81 Fanandramana hafa koa hamono an’i Jesosy
82 Nankany Jerosalema indray i Jesosy
84 Ny andraikitry ny mpianatra iray
86 Ny tantaran’ny zanakalahy very iray
87 Miharia amim-pahendrena azo ampiharina
88 Ilay mpanankarena sy i Lazarosy
89 Fanirahana hanao asam-pamindrampo tany Jodia
90 Ny fanantenana fitsanganana amin’ny maty
91 Rehefa nitsangana tamin’ny maty i Lazarosy
92 Sitrana ny boka folo nandritra ny dian’i Jesosy farany tany Jerosalema
93 Rehefa haharihary ny Zanak’olona
94 Ny ilàna hivavaka sy hanetry tena
95 Fianarana momba ny fisaraham-panambadiana sy ny fitiavana ankizy
96 I Jesosy sy ny filoha tanora nanankarena iray
97 Ireo mpiasa ao an-tanimboaloboka
98 Nifanditra ireo mpianatra rehefa nanakaiky ny hahafatesan’i Jesosy
99 Nampianatra tany Jeriko i Jesosy
100 Ny fanoharana ny amin’ireo farantsa
101 Tany Betania, tao an-tranon’i Simona
102 Ny nidiran’i Kristy tamim-pandresena tao Jerosalema
103 Fitsidihana indray ny tempoly
104 Re fanintelony ny feon’Andriamanitra
105 Fiandohan’ny andro fanapahan-javatra iray
106 Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboaloboka
107 Fanoharana ny amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-bady
108 Tsy nahafandrika an’i Jesosy izy ireo
109 Nanameloka an-karihary ireo mpanohitra azy i Jesosy
110 Vita ny fanompoana tao amin’ny tempoly
111 Famantarana ny andro farany
112 Antomotra ny Paska farany hankalazain’i Jesosy
113 Fanetren-tena tamin’ny Paska farany
114 Ny sakafo harivan’ny Fahatsiarovana
115 Nipoaka ny fifandirana iray
116 Fampiomanana ireo apostoly ny amin’ny hiaingany
117 Fadiranovana mafy tao amin’ny zaridaina
119 Nentina tany amin’i Anasy, avy eo dia tany amin’i Kaiafa
120 Ireo fandavana tao amin’ny kianja
121 Teo anatrehan’ny Synedriona, avy eo dia tany amin’i Pilato
122 Avy teo amin’i Pilato nankany amin’i Heroda ary tany amin’i Pilato indray
125 Fadiranovana mafy teo amin’ny hazo fijaliana
126 “Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io”
127 Nalevina ny zoma — Foana ny fasana ny alahady
130 Teo amin’ny Ranomasin’i Galilia
131 Ireo fisehoana farany, sy ny Pentekosta taona 33 am.fan.ir.
132 Eo an-tanana ankavanan’Andriamanitra
133 Vitan’i Jesosy avokoa izay rehetra angatahin’Andriamanitra aminy