Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
Pirinty natao tamin’ny 2007 (©1991)
Ny famoahana ity boky ity dia anisan’ny asa fampianarana Baiboly maneran-tany tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Raha tsy misy fanamarihana manokana (toy ny hoe MN ho an’ny Soratra Masina — Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao — Fanaovana Fikarohana, anglisy), ny andinin-teny rehetra dia avy amin’ny Baiboly Fandikan-teny Protestanta
Sary nahazoan-dalana
Sarintany mialoha ny toko voalohany: nifototra tamin’ny sarintany nahazoan-dalana avy amin’ny Pictorial Archive (Near Eastern History) Est. sy Survey of Israel