FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g20 No. 1 p. 16
  • “Mamelombelona ny Vatana ny Fo Tony”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Mamelombelona ny Vatana ny Fo Tony”
  • Mifohaza!—2020
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • HO AN’NY MPIVADY
  • HO AN’NY RAY AMAN-DRENY
  • HO AN’NY TANORA
  • Mila Fanazavana Fanampiny ve Ianao?
    Mifohaza!—2021
  • Mihabetsaka ny Tanora Voan’ny Aretin-tsaina: Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Internet: Ampitandremo ny Zanakao
    Mifohaza!—2014
  • Nilaozan’ny Toetrandro ve ny Fanajana ny Fianakaviana?
    Mifohaza!—2024
Hijery Hafa
Mifohaza!—2020
g20 No. 1 p. 16

“Mamelombelona ny Vatana ny Fo Tony”

Mpivady iray miara-mamaky lahatsoratra ao amin’ny tablette.

Avy ao amin’ny Ohabolana 14:30 ireo teny ireo, ary efa telo arivo taona teo ho eo izay no nanoratana azy. Hita avy amin’izy ireo hoe mbola azo ampiharina foana ny torohevitry ny Baiboly. Te hahafantatra bebe kokoa momba an’izay resahin’ny Baiboly ve ianao? Midira àry ao amin’ny jw.org/mg. Misy video sy fanadinadinana ary lahatsoratra miresaka foto-kevitra isan-karazany ao. Manampy anao tsy hiady saina ny sasany amin’izy ireny. Anisan’izany ireto:

HO AN’NY MPIVADY

  • Fandaminana Fifandirana

  • Ahoana no Ifandraisana Tsara Amin’ny Havana?

  • Aza Mitana Lolompo

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

  • Ahoana no Hiresahanao Amin’ny Zanakao?

  • Mba Tsapanao ve ny Mahazo ny Zanakao Vavy?

  • Internet: Ampitandremo ny Zanakao

HO AN’NY TANORA

  • Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

  • Inona no Azoko Atao mba ho Ampy Torimaso Aho?

  • Ahoana Raha Tsy Mifanaraka Izaho sy ny Iray Tam-po Amiko?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara