FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g02 8/11 p. 32
  • Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!
  • Mifohaza!—2002
Mifohaza!—2002
g02 8/11 p. 32

Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!

• Nahoana ny Ray Aman-dreniko no Tsy Mahatakatra ny Fomba Fihevitro?

• Nahoana i Dada sy i Neny no Nisaraka?

• Ahoana no Hahazoako Tena Namana?

• Nahoana Aho no Ketraka Aoka Izany?

• Nahoana Aho no Ataon’izy Ireo Lasibatra Foana?

• Ahoana ny Amin’ny Firaisana Alohan’ny Fanambadiana?

Tsy mitovy amin’ny boky hafa rehetra natao ho an’ny tanora ny boky Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra. Vokatry ny resadresaka nifanaovana tamin’ny tanora maro maneran-tany izy io. Ary tena mandaitra ny valin-teniny, izay miorina amin’ny Tenin’Andriamanitra, dia ny Baiboly! Sasantsasany ihany amin’ireo fanontaniana valian’io boky 320 pejy io ireo voalaza etsy ambony.

□ Mba andefaso ilay boky hoe Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra aho.

Amin’ny fiteny:

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara