Pejy Faharoa
Hifarana ve ny Fandripahan’ny SIDA? 3-11
Areti-mifindra mandripaka maneran-tany ny SIDA. I Afrika Atsimo anefa no tena voa mafy tato ho ato. Misy vahaolana ve?
Mila Telefaonina Entin-tanana ve Aho? 16
Misy maha ratsy an’io fitaovana elektronika entin-tanana io indraindray. Ahoana no ifehezantsika ny fampiasana azy io?
Manamaivana ny Fahalementsika ve Andriamanitra? 26
Azontsika resena ve ny fahalementsika? Inona no tokony hatao?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Copyright Sean Sprague/Panos Pictures
AP Photo/Efrem Lukatsky
FONONY: Alyx Kellington/Index Stock Photography