FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g02 8/9 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—2002
Mifohaza!—2002
g02 8/9 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Fonja Tsy hitako izay ilazana ny fihetseham-poko, rehefa namaky ilay lahatsoratra hoe “Finoana Niandoha Tao Amin’ilay Fonja Manan-tantara.” (8 Desambra 2001) Namaky banky ny zanako lahy, ka migadra izy izao. Efa indroa nigadra izy izay. Halefako any aminy io lahatsoratra io. Mivavaka aho mba hanohina ny fony izy io, ary hanosika azy hankasitraka ny fitiavan’i Jehovah natao ho antsika rehetra. Misaotra anareo mampahery anay.

C. M., Etazonia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara