Loha Hevitra ato Anatiny
8 May 2000
Vanja Milevina — Inona no Azo Atao?
Mahafaty na manakilema olona 26 000 eo ho eo, isan-taona, ny vanja milevina. Sivily ny ankamaroan’ireo voa, eny, ankizy mihitsy aza. Tsy ho loza mandrahona antsika intsony ve ny vanja milevina indray andro any?
3 Indray Mandingana dia Mety Hahafaty
4 Vanja Milevina — Fanombanana ny Fahavoazana Aterany
8 Tany Iray Tsy Hisy Vanja Milevina
10 Fampisehoana Sambo Lay Nanetriketrika
12 Vaovao An-tsary — Mba Firy Amin’izy Io Tokoa moa no Tena Vaovao?
16 Ny Fitiavana Kristianina Nanoloana Volkano Iray
25 Inona no Azon’ny Vorona Ampianarina ny Voafonja?
26 Tsy Mahazaka Laktaozy ve Ianao?
28 Fijerena An’izao Tontolo Izao
31 SIDA atỳ Afrika — Inona no Fanantenana Hoentin’ny Taonarivo Vaovao?
32 “Boky Tari-dalana Araka ny Zava-misy Sady Azo Ampiharina”
Manan-janaka Nefa ny Tena Tsy Manambady — Mahatonga ho Tena Lehilahy ve Izany? 13
Tanora maro amin’izao andro izao no mihevitra fa mahatonga azy ho tena lehilahy tokoa izany. Inona anefa no tena ilaina mba hahatongavana ho tena lehilahy?
Nivoaka avy tao Anatin’ny Fanginana i Loida 22
Hatramin’ny nahaterahany, dia tsy afaka nifampiresaka tamin’ny hafa i Loida. Inona no nanampy azy hivoaka avy tao amin’ny fanginana naharitra 18 taona?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Fonony: Copyright Adrian Brooks Photography
Copyright David Chancellor/Alpha