FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g98 8/10 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1998
  • Lohatenikely
  • Fiainana Feno Filaminan-tsaina — Amin’ny Fomba Ahoana? 3-10
  • Ahoana no Ahafahako Mampifantoka ny Saiko? 11
  • Ny Hasarobidin’ny Fitoerana ho Irery 14
Mifohaza!—1998
g98 8/10 p. 2

Pejy Faharoa

Fiainana Feno Filaminan-tsaina — Amin’ny Fomba Ahoana? 3-10

Olona an-tapitrisany maro no mahatsapa fa mihamarefo sy mihatsy azo antoka ny ainy sy ny fomba fiainany. Afaka manantena fiainana feno filaminan-tsaina maharitra ve isika? Eny, misy hoavy azo antoka efa antomotra dia antomotra!

Ahoana no Ahafahako Mampifantoka ny Saiko? 11

Fantaro ny mety hahafahanao hanatsara ny fahaizanao mampifantoka ny sainao, amin’ny alalan’ny ezaka kely sy ny fanitsiana ny fomba fanaovanao zavatra.

Ny Hasarobidin’ny Fitoerana ho Irery 14

Inona avy no lazain’ny Baiboly fa lafy tsara sy lafy ratsin’ny fitadiavana fotoana mba ho irery?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara