Pejy Faharoa
Fivavahana Miady Ankasitrahan’Andriamanitra Ve? 3-11
Nandritra ny tantara manontolo, dia namono nahafaty tamin’ny anaran’Andriamanitra ny olona. Azo hamarinina ve ny famonoana toy izany? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra?
Fanantenana Mafy Orina ao Anatin’ny Rivo-piainana Feno Fahakiviana any Tchernobyl 12
Hoy i Yeltsin, Prezidàn’i Rosia: “Mbola tsy nahita mihitsy fahavoazana lehibe toy izany (...) ny olombelona.”
Faly Aho Izao fa Velona! 27
Na dia naniry ny ho faty aza i Ginger taloha — nanandrana namono tena mihitsy aza izy — dia faly izy izao fa velona. Fantaro ny antony.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Bibliothèque Nationale, Paris
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Tass/Sipa Press
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Fonony: Alexandra Boulat/Sipa Press