Pejy Faharoa
Indiana Amerikana — Inona no Tahirizin’ny Hoavy ho Azy Ireo? 3-16
Nandritra ny am-polony taona maro, ireo sarimihetsika novokarin’ny Hollywood dia nampiseho hevitra iombonan’ny besinimaro momba ny ady lahy nifanaovan’ny cow-boys sy ny Indiana. Inona no tena tantaran’ny Amerikana Tera-tany? Inona no tahirizin’ny hoavy ho azy ireo?
Tokony Hanao Kilalao ao Amin’ny Ordinatera na Vidéo ve Aho? 19
Toa zava-mahafinaritra tsy misy tsininy ny kilalao ao amin’ny ordinatera na vidéo. Fantatrao ve ny lafy ratsiny? Hifidy amim-pahendrena ve ianao?
Pompéi — Nijanona ny Fotoana Tao 22
Manome antsika fahitan-javatra mahasondriana momba ny fiainan’ny Romana fahiny ny fahitana indray an’i Pompéi tao ambany dongon-davenona.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Fonony: Sary miorina amin’izay nalain’i Edward S. Curtis
Marika ho an’ny pejy 2, 4, 7, sy 12: tava-na Indiana: D. F. Barry Photograph, Thomas M. Heski Collection; Indiana mandihy: Men: A Pictorial Archive from Nineteenth-Century Sources/Dover Publications, Inc.; tipis: Leslie’s; haingony mahitsizoro: Decorative Art; haingony faribolana: Authentic Indian Designs