FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/6 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1996
  • Lohatenikely
  • Rehefa Tsy Hisy Fanadalana Momba ny lahy sy ny Vavy Intsony! 3-10
  • Fankalazana Karnavaly — Tsara sa Ratsy? 14
  • Fiatrehana Fihetsehan’ny Fahatsapana Horohoro 20
Mifohaza!—1996
g96 8/6 p. 2

Pejy Faharoa

Rehefa Tsy Hisy Fanadalana Momba ny lahy sy ny Vavy Intsony! 3-10

Nanjary toy ny nofy ratsy ny toeram-piasana ho an’ny vehivavy maro. Elanelanin’ny teny ratsy sy mifono heviny ratsy ireo famelezana mampietry. Nitondra vokany tsara sasany ireo ezaka nataon’ny mpampiasa sy ny fitadiavana fanampiana any amin’ny fitsarana. Hitan’ny vehivavy kristiana fa mahasoa ny fampiharana ireo fotopoto-pitsipiky ny Baiboly eo amin’ny fitafiany sy ny fitondran-tenany.

Fankalazana Karnavaly — Tsara sa Ratsy? 14

Natao ho an’ny Kristiana ve ireny fankalazana ireny? Inona no lazain’ny Baiboly?

Fiatrehana Fihetsehan’ny Fahatsapana Horohoro 20

Afaka ny ho antony miteraka tebiteby sy fahaketrahana mafy ireny fihetsehana ireny. Ahoana no azo ifehezana azy ireny?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Victorian Pictorial Borders/ Dover Publications, Inc.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara